Irmah Naharimamy: Nandray azy ny fokotany Rabenatoandro sy Tanambao5

  • mercredi, 15 mai 2019 18:20
  • Britto
  • Sary nomena

Manohy ny fitetezana ireo fokontany eto Toamasina I ny Kandida ho solombavambahoaka Irmah Naharimamy, natolotry ny antoko politika Isika rehetra miaraka amin'i Andry Rajoelina, laharana faha 8.

Tato amin'ny fokontany Rabenatoandro sy Tanambao5 izy sy ireo mpiaradia aminy nanazava ny vina hijoroany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.