Ambohipo - Mahazoarivo: Mitondra fanampiana ho an'ireo sahirana i Lanto Rakotomanga

  • jeudi, 09 mai 2019 16:20
  • Tigre
  • Sary nomena

Nitohy teny Ambohipo sy Mahazoarivo ny fampielezan-kevitra nataon'ny kandida laharana 01, Lanto Rakotomanga sy Jaojoby Eusèbe, izay lisitra natolotry ny antoko politika, Isika rehetra miaraka amin'i Andry Rajoelina, ato amin'ny Boriborintany faha II.

Ny fampandrosoana tsy vita irery, manomboka any amin'ny madinika izany, koa mila jerena manokana izy ireo hoy i Lanto Rakotomanga rehefa nitondra ireo fanampiana ho an'ireo sahirana. Miara-mientana isika hisian'ny fampandrosoana hoy hatrany izy. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.