Irmah Naharimamy: Ny masoandro maty no nampalahelo

  • jeudi, 09 mai 2019 14:48
  • Tigre
  • Sary nomena

Naneho ny vinany tamin'ny alalan'ny écran géant ny Kandida ho solombavambahoaka Irmah Naharimamy, natolotry ny antoko politika Isika rehetra miaraka amin'i Andry Rajoelina, laharana faha 8, eto Toamasina I.

Liana tokoa ny rehetra nanaraka ny fanazavana ka ny masoandro maty no nampalahelo.

Mbola nanohy nitety ireo fokontany Irmah Naharimamy taorian'izay. 
(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.