29 martsa Toamasina: Fanomezam-boninahitra ireo Maritiora sy ireo Bekotro maro holatra

  • vendredi, 29 mars 2019 18:58
  • Tigre
  • Sary nomena

Tonga nametraka fehezam-boninkazo fahatsiarovana ireo Maritiora, mpitolona tamin'ny 29 martsa 1947, ny Kandida ho Solombavambahoaka, Irma Naharimamy, rehefa vita ny fotoam-bavaka iraisam-pinoana natao tao amin'ny Fiangonana Katolika Notre Dame.

Nisy fiaraha-misakafo niaraka tamin'ireo Bekotro maro holatra tao amin'ny Trano Kintana taorian'izay.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.