Toamasina: Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana no nanombohana ny fahatsiarovana ny 29 mars

  • vendredi, 29 mars 2019 10:04
  • Tigre
  • Sary nomena

Tontosaina izao maraina izao ao amin'ny fiangonana Katolika Notre Dame, ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana, ahatsiarovana ny tolom-panafahana sy ireo namoy ny ainy, ary nana-takaitra tamin'ny 29 mars 1947.

Tonga maro ireo taranaka mpitolona, ireo sivily sy miaramila, teto Toamasina sy ny manodidina.

Niaraka niombom-bavaka tamin'izany ihany koa ny kandida ho solombavambahoaka eto Toamasina I, Irmah Naharimamy sy ireo mpiara-dia aminy.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.