Fiadidiana ny Repoblika: Fanendrena tompon’andraikitra ambony

  • mardi, 22 janvier 2019 15:56
  • Britto
  • Sary : Fiandraiketana ny Serasera Fiadidiana ny Repoblika

Filankevitry ny minisitra manokana, notarihan’ny Filohan’ny Repoblika, Andry Nirina Rajoelina, tao amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny alatsinainy 21 janoary 2019 no nanendrena:

- Ny Sekretera Jeneralin’ny Fiadidiana ny Repoblika, Ramonjavelo Manambahoaka Valéry Fitzgerald ;
- Nanendrena ny Sekretera Jeneraly Lefitry ny Fiadidiana ny Repoblika, Andriamaholy Onjaniaina Dina (mamaky fanambarana amin'ny sary)
- Ary nanendrena ny Talen’ny Kabinetra Sivilin’ny Filohan’ny Repoblika, Delmotte Stéphanie.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.