Iavoloha: Fifampiarahabana tao anatin'ny fomba tsotra

  • lundi, 07 janvier 2019 17:42
  • Njaka
  • Sary Gasypatriote

Notanterahana teny amin'ny lapa-panjakana Iavoloha androany ny lanonana fifampiarahabana ny nahatratrarana ny taona vaovao 2019.

Tsy toy ny isan-taona tamin'ity indray nitoraka ity fa dia vitsy ihany ireo nasaina ary tsy nisy ny fiarahana nisakafo toy ny mahazatra fa dia ny tsaingoka no naroso teny an-toerana.

Marihina fa dia Andriamatoa Ravalomanana mivady ihany no filoha teo aloha tonga nanotrona ity lanonana ity.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.