Nosy be: Avy aiza ny 40 000 voix hitan'ny TGV Nosybe azon'i 13?

  • dimanche, 11 novembre 2018 13:34
  • Tigre

Ireto ny isan'ny mpifidy ao Nosy Be isam-pokontany:

AMBATOZAVAVY 516
AMPASIPOHY 182
ANTAFONDRO 215
MAROKINDRO 299
ANDRANOBE 628
DZAMANDZAR AMPASY 1 292
DZAMANDZAR AMPASY 1 236
AMBONDRONA 783
DZAMADZAR USINE 1 461
DZAMADZAR USINE 1 316
AMBATOLOAKA 1 431
DAR-ES-SALAM 4 810
ORANGEA 921
ANTANAMINTARANA 1 478

SAKATIA 388
ANDROADROATRA 284
AMPANGORIANA 579
ANTITORONA 349
ANTAMOTAMO 222
ANJIABE 548
AMPASIBE 453
BEMANONDROBE 272
ANTAFIANAMBITRY 289
FASCENE GARE 627
ANDIMAKABO 269
MAHAZANDRY 342
ANTSATRABEVOA 178
NAVETSY 240
BEFOTAKA 400
BELAMANDY 470
MAROMANIRY 244
ANDILAMAVO 138
ANDRAHIBO 495
CAMP-VERT 1 566
LA BATTERIE 2 982
SENGANINGA 1 703
ANDAVAKOTOKO 2 113
AMBANORO 572
DJABALABE 1 594
AMBODIVOANIO 1 448
AMBONARA 2 536
MAROAKATSAKA 1 070
MIADANA COMMUNE 2 590
BEFITINA 1 807

Total Nosy be 43 336

Ka avy aiza izany ny vato 40 000 hitan'ny Kandida faha 13, niampy ve izany ny bulletin tao anaty Urne sa mamoaka vokam-pifidianana tsy marina ny sampana faha 13 any Nosy be?

Publication TGV Nosy Be hier samedi 10 novembre 2018


Nivoaka androany ny voka-pifidianana teto @ distrikan'ny Nosy Be
Ka noporofoiny vahoaka fa i Andry Nirina Rajoelina ihany no ilainy hitondra ny Tany sy ny Firenena...
Ka toy izao no vokatra azo :
N°13 ANDRY RAJOELINA nahazo vato :82620 (59,30℅)
RAVALOMANANA MARC nahazo vato: 2716 (19,49℅)
Ary i HERY RAJAONARIMAMPIANINA nahazo vato:1267 (9,09℅)
NY TGV MAPAR NOSY BE sy ireo ekipa mpanohana ANR dia mankasitraka ny vahoaka ny Nosy be

Résultats élection Nosy Be, Réf:CENI NOSY BE 10/11/2018 a 10h41

NY FITIAVANA NO LEHIBE INDRINDRA

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.