CENI: Hikatona ny 15 avrily ny lisim-pifidianana

  • samedi, 07 avril 2018 14:04
  • Njaka
  • Sary Gasypatriote

Natao tetsy amin'ny CENI ny fivoriana "Cadre de concertation" izay niantsoana ireo mpanao politika sy fiarahamonim-pirenena.

Fantatra fa hifarana ny 15 avrily ny lisim-pifidianana hiatrehana ity taona 2018 ity.


(Jereo Tohiny Sary)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.