Ambohitsirohitra: Fahatsiarovana ny 7 febroary 2009-2018, sivy taona lasa izay

  • mercredi, 07 février 2018 22:27
  • Njaka
  • Njaka

Tonga nanati-boninkazo teny Ambohitsirohitra ireo antoko maro samihafa, anisan'izany ny teo anivon'ny fitondrana, ny Monima, ny MAPAR izay vory lanina hatrany, toy ny isan-taona dia nisy ny hira "Iny lalana iny" natao izay nanomboka teny amin'ny Hotel Le LOUVRE ka hatreny amin'ny tsangam-baton'ireo mahery fo.

Nilamina araka izany ny fanatanterahina izany io maraina io.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.