Serasera: Fanaovana karatry ny mpanao gazety matihanina

  • mercredi, 06 décembre 2017 07:52
  • Tigre
  • Sary Njaka

Namory ny mpanao gazety omaly tolakandro talata 05 desambra ny teo anivon’ny kaomisiona mpikarakara ny karatra maha matihanina ny mpanao gazety sy ny teo anivon’ny ministeran’ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana.

Nivoitra tamin’izany fa dia ho fohanana ireo mpanao gazety tsy manaraka ireo fepetra sy fenitra maha mpanao gazety.

Ny fepetra maha mpanao gazety moa dia ireo izay nivoaka tamin’ny sekoly fianarana mpanao gazety sy ireo izay efa tao anatin’ny telo taona tsy niato tamin’ireo orin’asan-tserasera.

Mampitandrina ireo FOZA ireo anivon’ny ministeran’ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana fa dia hisy ny fanivanana ho an’ireo tsy manara-dalàna.

 

Commentaire (1)
  • new healthy man Click Here Canadian Pharmacy Online canadian name brand viagra erectile dysfunction drugs canada pharmacy 24 hour drug store supremeesuppliers.ru canadian pharmacy nizagara canadian pharmacy online cialis without prescription
    jeudi, 07 décembre 2017 19:33
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa