Raharaham-pifidianana: Miato iray volana ny sehatra ifampidinihina izay fanaon'ny CENI

  • mercredi, 30 août 2017 21:59
  • Britto

Miato mandritra ny fotoan’ny fialantsasatra ny sehatra ifampidinihina izay fanaon'ny CENI miaraka amin'ireo mpiara-miombonantoka amin'ny fifidianana izay fanao isam-bolana.

Natao izany, hoy ny fanazavana, satria betsaka amin’ireo mpandray anjara no lasa misintaka ny renivohitra ka tsy ho afaka hanatrika ny fivoriana. Hiverina toy ny isam-bolana izany sehatra ifampidinihana izany amin'ny volana oktobra ho avy izao.

Commentaires (99)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa