Tsimbazaza: Fiaraha-miasa EISA

  • mardi, 16 mai 2017 22:06
  • Tigre
  • Sary Njaka

Natomboka androany ny atrik’asa izay karakarain’ny EISA (Institut Electoral pour une Démocratie Durable en Afrique) eny amin’ny Antenimieram-pirenena izay iarahana amin’ireo solombavam-bahoaka.

Ity fikambanana ity moa dia manentana hatrany ny miralenta eo amin'ny sehatra politika, mba andraisan'ny vehivavy anjara mavitrika amin'ny fifidianana sy hilatsahany ho olom-boafidy.

 

Commentaires (243)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa