Carlton Anosy : Atrik'asa momba ny fandriampahalemana sy ny demokrasia

  • mardi, 21 février 2017 22:16
  • Tigre
  • Sary Njaka

Mikarakara atrik’asa izay atao ao amin’ny Carlton Anosy ny eo anivon’ny PNUD, ka ireo antoko politika no tonga manatanteraka izany mandritra ny roa andro.

Ny lohahevitra amin’izany dia ny fandriampahalemana sy ny demokrasia eto Madagasikara.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa