Antenimierandoholona : Hazakazaka ny fandaniana lalàna

  • jeudi, 15 décembre 2016 23:10
  • Britto
  • Sary nomena

Lalàna dimy no lany teny amin’ny Antenimirandoholona androany Alakamisy 15 desambra 2016, na nasiam-panitsiana aza ny sasany, dia ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana eto Madagasikara, ny fahazoana mari-boninahipirenana, ny mikasika ny paik’ady mahasahana ny ady madio, mahakasika ny fahazahoana ny Zom- pirenena malagast ary ny mahakasika ny fampihavanam-pirenena.

Mbola nisy volavolan-dalàna miisa 21 nodinihina nanomboka androany tolakandro ary hitohy rahampitso Zoma 16 desambra 2016 maraina mialoha ny famaranana ny fivoriana ara-potoana faharoa.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa