Didier Ratsiraka : Nanolo-kevitra ny hanitsiana ny lalampanorenana

  • lundi, 12 décembre 2016 09:33
  • Britto
  • Sary nomena

Nivoitra io nandritra ny dian’ny filoha teo aloha teto Toliara, namarana ny fankalazana mitety faritra ny faha-40 taonan’ny antoko Arema naoriny.

Misedra fahasahiranana hatrany ny filoha amperinasa isaky ny hanendry praiminisitra, ka izay no anisany antony ilazany ny tokony hanitsiana ny lalampanorenana.

Ny solombavambahoaka sy ny loholona ihany dia mahavita izany, fa tsy voatery hanaovana fitsapankevi-bahoaka hoy i Didier Ratsiraka.

Commentaire (1)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa