Politique

    • samedi, 10 février 2018 08:46
    • Tigre
    • Photo Présidence

    Les membres actuels de la Haute Cour Constitutionnelle

    Monsieur RAKOTOARISOA Jean-Eric Président Madame ANDRIANARISOA RAVELOARISOA Fara AliceHaute Conseillère – Doyenne Monsieur TSABOTO Jacques AdolpheHaut Conseiller Monsieur TIANDRAZANA Jaobe HiltonHaut Conseiller
    Lire la suite ...
    • vendredi, 09 février 2018 21:36
    • Britto
    • Sary Gasypatriote Fianarantsoa

    Fianarantsoa: Manaitra ny mpanara-baovao ny lohahevitra federalisma sahaza

    Roa andro taorian'ny fandalovan'ny filoha mpanorina ny Antoka sy Dinan'ny Nosy (ADN) dia mbola iadian-kevitra ny resaka sy famelabelaran-kevitra nataony. Eo ny filazany fa ny fanovàna rafitra no mahamaika fa tsy fifidianana filoham-pirenena, izany hoe : ny fametrahana ny federalisma sahaza. Voatonony tao anaty famelabelaran-kevitra ny tsy fankatoavany ny fizotry ny fifidianana mialoha ny fandatsaham-bato izao. Nohamafisiny tao anatin'izany fa tsy fampielezan-kevitra no anton-diany. Nanazava ny diabe ho fakana ny hevitra isa-paritra amin'ny alalan'ny dinam-piarahamonina ihany koa i Edgar Razafindravahy tamin'izao fandalovany izao. Hajoro anaty fohy ezaka ny ADN sampana tanora sy vehivavy aorian'izany.  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 09 février 2018 18:09
    • Britto
    • Photos Présidence

    Ambohidahy: Prestation de serment du nouveau membre de la HCC

    Le nouveau membre de la HCC, Tahiana Rabetokotany, a prêté serment: Pour le respect de la Constitution et de l’Etat de droit Lors d’une audience solennelle en son siège, à Ambohidahy, la Haute Cour Constitutionnelle a reçu le serment de son nouveau membre, Madame Tahiana Rabetokotany, ce 9 février. La cérémonie s’est déroulée en présence du Président de la République, des représentants du Sénat et de l’Assemblée Nationale, du Premier Ministre, ainsi que de quelques membres du Gouvernement. Madame Rabetokotany Tahiana a été désignée membre de la HCC au titre du Président de la République, suite au décès, en mars 2017, du juge constitutionnel Yvonne Lala Herisoa Raharison Ranoroarifidy.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 09 février 2018 14:07
    • Anonymous
    • Photo Archives

    La santé de nos dirigeants

    Le décret présidentiel 2018-97 datant du 02 février 2018 portant sur l’intérim du premier ministre a fait couler beaucoup d’encre. Ce dernier étant parti faire un contrôle médical au département français de la Réunion. Si l’aspect politique de ce déplacement pour « raison de santé » est clos avec le retour du PM, une question capitale se pose pour certains observateurs : quel est l’état de santé de nos dirigeants ? Tout le monde se souvient l’évacuation de Solonandrasana Olivier Mahafaly vers la Réunion le 8 mars 2016 alors qu’il n’était que le ministre de l’Intérieur et de la décentralisation victime d’une « hémorragie intestinale grave ». L’opacité entretenue autour de son cas pour cause de « solidarité gouvernementale » a favorisé toutes sortes de rumeurs : empoisonnement,…
    Lire la suite ...
    • mercredi, 07 février 2018 22:27
    • Njaka
    • Njaka

    Ambohitsirohitra: Fahatsiarovana ny 7 febroary 2009-2018, sivy taona lasa izay

    Tonga nanati-boninkazo teny Ambohitsirohitra ireo antoko maro samihafa, anisan'izany ny teo anivon'ny fitondrana, ny Monima, ny MAPAR izay vory lanina hatrany, toy ny isan-taona dia nisy ny hira "Iny lalana iny" natao izay nanomboka teny amin'ny Hotel Le LOUVRE ka hatreny amin'ny tsangam-baton'ireo mahery fo. Nilamina araka izany ny fanatanterahina izany io maraina io.    
    Lire la suite ...
    • mardi, 06 février 2018 10:23
    • Anonymous
    • Photo Gasypatriote

    Déchets non traités en augmentation

    L'indice de richesse ou de pauvreté se trouve aussi bien dans son assiette que dans les déchets, c'est selon qu’on voit les choses en amont ou en aval. Il y a plusieurs sortes de déchets : ménagers, industriels, naturels surtout humains (les matières fécales). Rappelons qu’une personne saine, rejette par jour entre 150 et 200g de fèces, selon les observations médicales, par simple arithmétique un homme évacue en moyenne 75kg/an et aux alentours de 5 tonnes de matières fécales durant sa vie c’est-à-dire pour une durée de 75 ans. Pour une population plus de 2 millions d’habitants, l’agglomération d’Antananarivo « produit » 150 000 tonnes par an de déchets fécaux soit 75 000 rotations de camions benne d’une capacité de 20 t si c’était le mode de transport choisi.
    Lire la suite ...
    • lundi, 05 février 2018 22:12
    • Anonymous
    • Photo Gasypatriote

    Le cancer malagasy

    La journée du 5 février est celle de la lutte contre le cancer, pour cette raison nous sommes attirés par le fait de comparer la situation actuelle de la nation malagasy à celle d’une personne atteinte par une tumeur maligne. « L’inflammation fait le lit du cancer » est une expression médicale basée sur des constatations faites par les praticiens sur leurs patients à l’exemple des néo du col de l’utérus. On est autorisé à penser qu’une nation ressemble aux individus qui la composent et même si cela demeure du domaine de l’abstrait. Devant l’évolution négative de la nation vers une dégradation de son état socio-économique, les Malagasy ressemblent beaucoup à ces malades au stade final de son néoplasme. En d'autres termes plus simples, les signes annonciateurs de cette déroute, comme le cancer, sont apparues depuis longtemps mais aucun responsable ne s’en est soucié, comme un médecin qui n’a jamais voulu approfondir les signes présentés par un patient qui le consulte fréquemment pour des diarrhées chroniques.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 04 février 2018 20:22
    • Britto
    • Sary Gasypatriote Mahajanga

    HVM Mahajanga: Babangoana ny fetiny tao amin'ny Complexe sportif Ampisikina

    Na dia efa delegasiona mafonja mpikambana ao amin'ny Antenimierandoholona sy governemanta aza no notarihin'i Rivo Rakotovao taty Mahajanga hanao fifampiarahabana nahatratra ny taona 2018 dia nangatsiatsiaka ny lanonana tao amin'ny efitrano malalaky ny complexe sportif, tsy nisy afa-tsy ireo fikambanam-behivavy no nanotrona izay notambatambazana 3 tapitrisa Ariary hanomanana sy hiatrehana ny 8 marsa. Eo ihany koa ireo olom-bitsy avy amin'ny isam-pokontany nanerena ireo sefo fokontany miaraka amin'ny antoko HVM. Nanamafy moa i Rivo Rakotovao fa mbola ny filoha Hery Rajaonarimampianina no ho kandidan'ny antoko amin'ny fifidianana ho avy io ary efa vonona sy matoky ary ny handresy izy ireo.  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 02 février 2018 21:33
    • Britto
    • Sary Gasypatriote Mahajanga

    Fitondrana Rajaonarimampianina : Voizina indray izao ny “Fitoniana Tour”

    Manovokovoka mafy ny filoha Rajaonarimampianina volana vitsivitsy mialohan'ny hifaranan'ny fotoam-pitondrany. Voizina indray izao ny “Fitoniana Tour”. Teto Mahajanga ny iraka manangona tanora 18 hatramin'ny 40 taona tsara fitondra-tena, tsy mbola mikambana anaty antoko politika natao ho mpitarika olona any amin'ny isam-pokontany. Raha ny fanazavan'i Sambahita, ilay iraka hanangana ny “Fitoniana Tour” dia hanao asa soa sosialy ny fikambanana hanampy ireo sahirana sy be antitra ary manana fahasembanana eto Mahajanga. Ny nahagaga hatramin'izay tsy mba niraika tamin'ny resaka sosialim-bahoaka ny fitondrana. Firifiry ireo tanora tsy an'asa sy zaza tsy afaka mianatra na voatery miala an-daharana noho ny fahantrana saingy tsy nisy ny hetsika nataon'ny fitondram-panjakana. Mbola hitety ny faritra ny “Fitoniana Tour” fa i Mahajanga no nanombohana azy.  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 01 février 2018 21:01
    • Njaka
    • Sary Gasypatriote

    CENI: Tsy ampy 7 millions de dollar ny vola hiatrehana ny fifidianana

    Valan-dresaka nataon'ny teo anivon'ny CENI teny Nanisana manoloana ny tatitra ara-pandrafetana sy fandrindrana mahakasika ny fifidianana eto Madagasikara. Mitaky ny amaritana ny lalàna mifehy ny fifidianana ny CENI, ary ny anondroana mazava ny datin'ny fifidianana. Teo ihany koa ny tatitra ara-bola. 5 millions de dollars ihany hatreto no azo, na vita fifanarahana amin'ny firenena vahiny mpamatsy vola, toa ny Suisse, France, Amerikanina, Pnud, Union Eropéenne, Norvège. Tsy ampy 7 millions mihoatra amin'ny vinavina ireo efa azo antoka ireo.  
    Lire la suite ...
Page 10 sur 61