Politique

    • vendredi, 13 avril 2018 19:58
    • Tigre
    • Photos Fb

    FIFIDIANANA ETO MADAGASIKARA

    Lany tsy nasiam-panovàna teny amin’ny Antenimierandoholona ireo volavolan-dalàna fehizoro mikasika ny fifidianana ary nijanona tamin’ny endriny nandanian’ny Antanimierampirenana azy dia ny volavolan-dalàna fehizoro laharana faha-05/2018 momba ny fepetra ankapoben’ny fifidianana sy ny fitsapakevibahoaka, volavolan-dalana fehizoro laharana faha-06/2018 mahakasika ny fifidianana Filohan’ny Repoblika ary volavolan-dalana fehizoro faha-07/2018 mahakasika ny fifidianana solombavambahoaka izay nanindrahindran’ny governementa fa fandresen’ny demokrasia.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 12 avril 2018 21:56
    • Britto
    • Photos fournies

    Palais d’Iavoloha: Rencontre entre le Président Rajaonarimampianina et les Responsables de l’Administration pénitentiaire

    Vingt Directeurs centraux et régionaux de l’Administration Pénitentiaire ont été reçus par le Président de la République Hery Rajaonarimampianina en fin d’après-midi, ce 12 avril 2018, au Palais d’Iavoloha. Ils étaient conduits par la Garde des sceaux, Ministre de la Justice, Alexandrine Elise Rasolo. C’est la première fois qu’un Président reçoit les responsables pénitentiaires. Leur représentant, le Directeur Général de l’Administration Pénitentiaire, Abdoul Batif, a évoqué les divers problèmes de cette entité. Il a déclaré qu’il serait temps d’améliorer les infrastructures et les conditions d’exercice de notre mission.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 12 avril 2018 19:31
    • Britto
    • Sary nomena

    Antenimieram-pirenena: Fitsidihana nataon’ny fikambanam-be iraisam-pirenen’ny “notaire”

    Tonga nitsidika ara-pomba fifanajana an’Atoa Jean Max Rakotomamonjy- Filohan’ny Antenimieram-pirenena teto amin’ny Lapan’i Tsimbazaza omaly alarobia 11 aprily tolakandro ny Delegasion’ny “Notaires” notarihan’ny Filoha lefitry ny Filankevitra Ambonin’ny Notaire ao Frantsa. Nisongadina tamin’ny resaka nifanaovana tamin’izao fihaonana izao fa andraikitra tsy maintsy iantsorohan’ny “Notaire” ny fianarana Lalàna ka izany indrindra no nisafidianan’ny “Union Internationale des Notaires” eto Madagasikara anatanterahina ny Andiany faha-XIII momba ny fianarana Lalàna izay tontosaina ao amin’ny Hotel Carlton, Anosy ny 09 ka hatramin’ny 12 aprily 2018.
    Lire la suite ...
    • mardi, 10 avril 2018 21:24
    • Britto

    Mahajanga: Misy mikononkonona indray ny fanesorana ny Ben’ny Tanàna

    Niakatra tamin’ny fahitalavitra tsy miankina eto Mahajanga ny Ben’ny Tanàna Andriantomanga Mokhtar Salim ny atoandro teo, nanao fanambarana ampahibemaso fa misy fikononkononana hanala azy eo amin’ny toerany. Voaporofo izany amin’ny zavatra mitranga amin’izao fotoana izao. Tonga eo anivon’ny Kaominina Mahajanga ny Inspection d’Etat hanao fanaraha-maso mikasika ny fomba fitantanana ny Kaominina amin’ny lafiny rehetra, indrindra ny ara-bola.
    Lire la suite ...
    • lundi, 09 avril 2018 22:44
    • Tigre

    Emission spéciale Tvplus 09 avril 2018

    Emission spéciale Tvplus 09 avril 2018, Candidat à l'élection présidentielle Patrick Raharimanana. https://www.youtube.com/watch?v=NxaiiV0u_6Q  
    Lire la suite ...
    • lundi, 09 avril 2018 19:04
    • Britto
    • Photo Fournie

    Mahajanga: Le Chef de Région Boeny et le Maire dans le viseur du pouvoir

    L'atmosphère politique se surchauffe dans la cité des fleurs suite à l’empêchement par le fanjakana de l’ancien président de la Transition de se rendre à Mahajanga sur invitation du maire Mokhtar Salim Andriantomanga pour assister l’inauguration des « zava-bita » prévu le vendredi 30 mars dernier et avec les débats de fond relatives à la présidentielle de 2018. C'est le pouvoir lui-même qui semble créer les germes de cette ébullition politique. Ainsi, le Chef de Région Boeny Saïd Ahamad Jaffar et le premier magistrat de la ville Mokhtar Salim Andriantomanga seraient dans le viseur du pouvoir après ce rendez-vous écarté.  
    Lire la suite ...
    • lundi, 09 avril 2018 09:28
    • Britto

    Ihanta Randriamandrato: Lettre ouverte à tous mes compatriotes

    Chaque fois que le soleil se lève à l’horizon, kidnapping et rapts, meurtres, braquages, viols, vols de zébu, pillages de terres, immolations de présumés dahalo, contemplés par une inconscience collective, sévissent dans tout Madagascar. Morts d'Hommes dus à des actes de barbarie d'une violence extrême, se terminant souvent par des vindictes populaires sanglantes, révoltent la conscience de tout être humain et dépassent l'entendement des valeurs morales malagasy.
    Lire la suite ...
    • samedi, 07 avril 2018 14:04
    • Njaka
    • Sary Gasypatriote

    CENI: Hikatona ny 15 avrily ny lisim-pifidianana

    Natao tetsy amin'ny CENI ny fivoriana "Cadre de concertation" izay niantsoana ireo mpanao politika sy fiarahamonim-pirenena. Fantatra fa hifarana ny 15 avrily ny lisim-pifidianana hiatrehana ity taona 2018 ity. (Jereo Tohiny Sary)
    Lire la suite ...
    • vendredi, 06 avril 2018 18:20
    • Britto
    • Sary nomena

    Dr Jules Etienne: Kandida mety hanova ny tombatombana

    Nanambara ny firotsahan-kofidiany ho kandida filoham-pirenena omaly ny filoha nasionalin’ny antoko MAdagasikara FIvoarana (MAFI), ny Dr Rolland Jules Etienne. Tamin’ny taona 2007 no niatombohany nanao politika. Minisitry ny indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina tao anatin’ny governemanta Kolo Roger izy. Filohan’ny Antenimierandoholona voalohany tamin’ny Repoblika Voalohany ny rahalahin-drainy, Jules Ravony. Praiminisitry ny Repoblika faha-III tapany fahatelo ny rahalahiny, Francisque Ravony.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 05 avril 2018 21:56
    • Britto
    • Sary Gasypatriote

    Ambohidahy: Nanao rodobe teny amin'ny HCC ny député Mapar sy Tim ary MMM

    Tonga naneho ny tsy fankatoavany ny lalàna, izay nolaniana teny amin'ny Antenimieram-pirenena, ireo avy amin'ny antoko MAPAR, ny TIM, ny MMM, ary ireo tsy miankina, tetsy amin'ny HCC Ambohidahy, ary nitohy teny amin'ny BIANCO Ambohibao izany avy eo. (Jereo Tohiny Sary)
    Lire la suite ...
Page 4 sur 58