Filtrer les éléments par date : vendredi, 06 mars 2020
vendredi, 06 mars 2020 23:30

CENI: Liste des membres

1. Au titre du Président de la République :

- Monsieur RAZAFINDRAIBE Ernest Joseph Gilbert

2. Au titre de l'Assemblée nationale :
- Monsieur RAKOTONARIVO Thierry

3. Au titre de la Cour Suprême :
- Monsieur RAMAHADISON Solofoniaina Olivier

4. Au titre de l'Ordre des Avocats :
- Monsieur RAKOTOMANANA Yves Herinirina

5. Au titre de l'Ordre des journalistes :
- Monsieur RAKOTONDRAZAKA Fanomezana Espéré

6. Au titre des organisations de la société civile légalement constituées œuvrant dans le domaine de l'observation des élections :
- Monsieur RANDRIARIMANANA Charles;
- Monsieur RAKOTONIRINA Fanomezantsoa

7. Au titre de la Haute Cour Constitutionnelle :
- Monsieur ANDRIAMANANTSOA Philibert Hervé

8. Au titre du Sénat
- Madame RAHARINARIVONIRINA Maria Sylvie

(Voir Suite Photo)

Publié dans Politique

LOI n° 2015 - 020 relative à la structure nationale indépendante chargée de l’organisation et de la gestion des opérations électorales dénommée « Commission Electorale Nationale Indépendante »

Article 28 – En cas de faute grave d’un membre de la formation permanente, la Commission Electorale Nationale Indépendante qui en apprécie la réalité, peut prendre toutes les mesures utiles à son encontre, allant jusqu'à la saisine de la Haute Cour Constitutionnelle pour l’engagement d’une procédure de destitution sans préjudice des poursuites pénales pouvant être exercées à son encontre.

Publié dans Politique

LOI n° 2015 - 020 relative à la structure nationale indépendante chargée de l’organisation et de la gestion des opérations électorales dénommée « Commission Electorale Nationale Indépendante »

Article 15 – La formation permanente de la Commission Électorale Nationale Indépendante est un organe collégial constitué de neuf (9) membres dont :
- une personnalité désignée par le Président de la République ;
- une personnalité élue par le Sénat ;
- une personnalité élue par l’Assemblée nationale ;
- une personnalité élue par la Haute Cour Constitutionnelle ;
- une personnalité élue par la Cour Suprême ;
- une personnalité élue par l’Ordre des Avocats ;
- une personnalité élue par l’Ordre des journalistes ;
- deux personnalités élues par les organisations de la société civile légalement constituées œuvrant dans le domaine de l’observation des élections.

Publié dans Politique

COSTA MEDITERRANEA et MY VOYAGER, respectivement touchers prévus le 6 et le 7 mars 2020 dans la région de DIANA sont interdits d'entrée.

 

Publié dans Fil info

Araka ny fanapahana nataon'ny ministeran'ny fahasalamana sy ny ministeran'ny fitaterana sy ny famantarana ny toetrandro, dia ekeny ny tapak'ireo komity mpanara-maso ny fihanak'aretina avy amin'ny Faritra DIANA sy ny komity ao Nosy-Be ny anakanana ireo sambo vaventy mpitondra mpizahantany na paquebot, ka tafiditra amin'izany ny COSTA MEDITERRANEA tokony hiantsona androany zoma 06 martsa, ary ny Sambo MY VOYAGER tokony hiditra ny Faritra DIANA ny 07 martsa 2020.

 

Publié dans Tselatra

Nitondra fanazavana ny Antenimierandoholona tamin’ny alalan’ny Senatera Mpampakateny voalohany eo anivon’ity andrimpanjakana faharoa mpanao lalàna ity, Betina Bruno, mikasika ny vaovao niparitaka an-gazety mpivoaka isan’andro teto Antananarivo fa misy basy 5 very tao amin’ny Antenimierandoholona narahina fanamarinana nataon’ny avy eo anivon’ny Etamazaron’ny Tafika Malagasy.

Milaza io taratasy io fa mankasitra ny finiavana nataon’ny avy eo anivon’ny Etamazaron’ny Tafika Malagasy ny Birao maharitry ny Antenimierandoholona tamin’ny fitsirihana tampoka natao ny 4 martsa 2020 mba hanamarinana ireo fitaovam-piadiana eo anivon’ity andrimpanjakana ity, saingy manamafy kosa fa manohitra ny fomba nentina nanatanterahana izany.

Publié dans Vaovao

Tonga nitsidika ara-pomba fifanajana ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, ny Fampianarana ara-Teknika sy arak'Asa Andriamanana Josoa Rijasoa Iarintsambatra ny Masoivohon’i Bangladesh eto Madagasikara, Rtoa Rezina Ahmed ; ity farany izay vao ny alarobia 4 martsa 2020 teo no tonga nanolotra ny taratasy fanendrena azy ho Masoivohon’ny fireneny tamin’ny filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha.

Miisa 109 ireo karazana vatsim-pianarana amin’ireo sekoly ambony misy any Bangladesh toy ny fitsaboana ankapobeny, fitsaboana nify, « Ecole normale »…, ka isaky ny faran’ny volana novambra no fara-fandefasana ny antontan-taratasy fangatahana.

Ankoatra ny mpianatra dia misy ho an’ny mpampianatra sy ho an'ny mpandraharahan’ny Minisitera ihany koa ny fiofanana sy ny vatsim-pianarana omen'i Bangladesh.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Politique

Tonga aty amin’ny faritra Sofia ireo Pilin’omby na “puces électroniques” ho an’ny omby 1 000 isa. Isan’ny faritra mbola manana omby maro ny Faritra Sofia sy ireo Distrika mandrafitra azy ka izay no antony nisafidianan’ireo teknisianina manampahaizana amin’izany ity faritra SOFIA ity.

Nisy ny fanofanana ireo rehetra manana andraikitra isan’ambaratongany amin’ny resaka omby amin'ny fampidirana ny « puce », ny fampiasana ny "logiciel" mifandraika amin'izany sy ireo fitaovana vaovao arifomba hafa isan-karazany, izay mandeha amin'ny herin'ny masoandro.

Nanatrika izany fihofanana izany ny Veterinera, ny Zandary, ny tompon’andraikitra eo anivon’ny Distrika, ny Kaominina, ny Fokontany, ary ireo Delege isan-tsokajiny. Niroso avy hatrany tamin’ny fametahana ny « puces » izy ireo ho fampiharana ny fihofanana natao.

 

 

Publié dans Economie

Vehivavy iray 42 taona no voamarina fa voan’ny coronavirus atsy Togo. Tonga tao Lomé renivohitra tamin’ny 2 mars teo izy, rehefa avy any Alemaina, Frantsa ary Torkia.

Tazo, aretin-tenda ary aretin’andoha no nanatonany mpitsabo omaly alakamisy 5 martsa 2020, rehefa izay dia natao ny fitiliana ary dia voamarina fa coronavirus no mahavoa azy. Natokam-ponenana avy hatrany ilay ramatoa, arahi-maso ara-pahasalamana ihany koa ireo rehetra nifampikasokasoka taminy.

 

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 06 mars 2020 19:31

CENI: Fianianana alohan'ny andraisana asa

" Mianiana aho fa :

- hanatanteraka antsakany sy andavany ary ampahamendrehana ny andraikitra atolotra ahy
ao amin' ny Vaomiera Mahaleo tena momba ny Fifidianana,
- Hiasa amim-pahaleovan-tena tanteraka fa tsy hanao fijery mitanila ka ny fanajana ny Lalàmpanorenana sy ireo didy aman-dalàna manan-kery no hany hibaiko ahy amin’izany ;
- Hanaja mandrakariva eo am-panatanterahana ny andraikitra ny hasin’ny asan’ny tompon’andraikitra tsirairay ;
- Ary tsy hamboraka na oviana na oviana ny tsiambaratelo takian'ny asa sahaniko ».

Publié dans Politique
Page 1 sur 2