Filtrer les éléments par date : mercredi, 11 mars 2020

Nolanian’ny teo anivon’ny Antenimierandoholona androany alarobia 11 Martsa 2020 ny « Motion de rejet » izay natolotry ny vondrona Parlemantera HVM, izay mitsipaka ny fandinihana ilay volavolan-dalàna laharana faha-001/2020 tamin’ny 26 febroary 2020 mikasika ny fankatoavana ireo didy hitsivolana telo dia:

- Ny didy hitsivolana laharana 2019-002 tamin’ny 15 mey 2019 mahakasika ireo lalàna mifehy ny fifidianana sy ny fitsapan-kevi-bahoaka,
- Ny didy hitsivolana laharana 2019-006 tamin’ny 28 may 2019 izay manova ny andininy sasantsasany ao amin’ny lalàna fehizoro laharana faha 2015-007 tamin’ny 03 martsa 2015 mahakasika ny fampandehanan-draharaha eo anivon’ny Antenimierandoholona sy ny fifidianana ary ny fanendrena ireo Loholona,
- Ny didy hitsivolana laharana 2019-009 tamin’ny 15 jolay 2019 mahakasika ny lalàna mifehy ny harena an-kibon’ny tany.

 

Publié dans Politique

Nanao fanambarana ny ministeran’ny fahasalamana any Côte d'Ivoire fa nisy lehilahy iray teratany ivoariana, 45 taona, voamarina fa voan’ny coronavirus. Nandalo tany Italia io lehilahy io, talohan’izao namparary azy izao. Tsy misy atahorana ny fahasalamany hoy hatrany ny fanambarana.

Ity no tranga coronavirus voalohany any Côte d'Ivoire.

 

Publié dans Tselatra

11 mars: Journée internationale des startups.

 

Publié dans Fil info

11 mars: Journée mondiale de la plomberie.

 

Publié dans Fil info