Filtrer les éléments par date : dimanche, 09 juin 2019
dimanche, 09 juin 2019 15:32

Mahamasina: Foire du Lait 07-09 juin 2019

Mahamasina: Foire du Lait 07-09 juin 2019 - Palais des Sports

(Voir Suite Galerie Photo)

Publié dans Economie

Natao ny zoma 07 jona tetsy amin'ny Carlton Anosy-Antananarivo, ny lanonana ofisialy nampahafantarana ny fitaovana vaovao ”i-toroka”, fitorohana tsy mitonona anarana eo anivon’ny Birao Mahaleotena Iadiana amin’ny Kolikoly (Bianco), izay iaraha-miasa amin’ny tetikasa GIZ avy amin’ny governemanta Alemana.

Nilaza ny praiminisitra Ntsay Christian, ny fametrahana izao sehatra fitorohana izao dia manamafy fa hentitra ny governemanta amin’ny fanoherana ny fahantran’ny vahoaka sy ny firenena, ka teo no nanentanany ny mpiray tanindrazana mba tsy hisalasala na hatahotra amin’ny fampiasàna ny ”i-toroka”, ary indrindra mba hatao araka ny tokony ho izy ny fitorohana, ka dia hitambatra ny hery, na ho toy inona na ho toy inona ny mety ho vokatr’izany.

Publié dans Sociale

Nivoatra ny raharaha herinandro taorian’ny nahitana fatin-dehilahy telo, mifatotra tongotra aman-tanana tao amin’ny reniranon’i Onive, Ampitatafika – Distrika Antanifotsy, Faritra Vakinankaratra ny marainan’ny zoma 31 mey 2019.

Publié dans A la Une

Tonga namangy an'ireo tsy salama vokatry ny fifandonana tamin'ny asan-jiolahy sy teo am-panatanterahana ny asany, ka tsaboina amin'ny hopitaly miaramila Soavinandriana - Antananarivo ny Jeneraly Richard Ravalomanana, Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena, omaly.

Notolorana taratasy marim-pankasitrahana ankoatry ny sandam-pikirizana roa tapitrisa ariary (prime de bravoure) ny Lieutenant Monja Léonard izay voatifitra tany Toamasina herinandro lasa izay.

Novangiana ihany koa ny Zandary mpiana-draharaha, tsy salama avy any Mananjary.

Publié dans Sociale

Anio hariva no hanambarana ao amin'ny Televiziona Malagasy (TVM) fa handefa mivantana ireo lalao fiadiana ny Amboaran'i Afrika 2019 hatao any Egypta manomboka amin'ny 21 jona ho avy izao ny TVM.

 

Publié dans Sport

Anio hariva no hanambarana ao amin'ny Televiziona Malagasy (TVM) fa handefa mivantana ireo lalao fiadiana ny Amboaran'i Afrika 2019 hatao any Egypta manomboka amin'ny 21 jona ho avy izao ny TVM.

 

Publié dans Tselatra
dimanche, 09 juin 2019 14:27

Kitra: Migadona an-tanindrazana ny Barea

Tonga io maraina io eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato ny ekipam-pirenena Malagasy amin'ny baolina kitra na Barea rehefa avy niatrika ny fampivondronana voalohany tany Frantsa sy niatrika lalao ara-pirahalahiana roa.

Hiatrika fanazarantena eny Andralanitra izy ireo anio tolakandro. Hisy lalao hifanaovan'ny Barea amin'ny Elgeco Plus eny By-pass rahampitso alatsinainy misandratr'andro. Hifamontoana amin'ny mpanohana sy mpankafy azy eo Mahamasina indray ireo mpilalao ny tolakandron'io alatsinainin'ny Pantekôty io.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Sport
dimanche, 09 juin 2019 14:25

9 juin: Bien-être

9 juin: Journée mondiale du bien-être.

 

Publié dans Fil info
dimanche, 09 juin 2019 14:22

9 juin: Archives

9 juin: Journée Internationale des Archives.

 

Publié dans Fil info
dimanche, 09 juin 2019 14:22

9 juin: Santé du pied

9 juin: Journée mondiale de la santé du pied.

 

Publié dans Fil info