Filtrer les éléments par date : samedi, 29 juin 2019

Niara-nanadio ny trano fonenana sy ny birao ny mpiasan'ny Cnaps eto Morondava renivohitry ny Faritra Menabe androany ho fitaratra eo amin'ny olona raisina, na an-trano na amin'ny birao.

Narahina fanentanana momba ny zon' ny mpampiasa sy ny mpiasa ny fanadiovana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra
samedi, 29 juin 2019 18:15

Ambanja:Tsy misy jiro, tsy mahita CAN

Tapaka efa nanomboka tamin'ny 5ora sy sasany maraina ny jiro eto Ambanja, renivohitr'i Sambirano. Tsy fisian'ny solika no voalaza fa antony.

Mandany solika (gazoala) 7600 litatra isan'andro ireo milina mpihary herinaratra miisa telo an'ny JIRAMA eto Ambanja.

1800 kWh ny filana herinaratra amin'ny fotoana mahabe mpampiasa jiro, ka milina telo no miara-mandeha amin'izay. 1000 kWh kosa ny filana amin'ny ankoban'andro.

 

Publié dans Tselatra