Filtrer les éléments par date : mercredi, 26 juin 2019

Nigadona teny amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato androany tamin'ny 11ora sy sasany atoandro ny fiaramanidina miisa roa mitondra ny delegasiona avy any Rwanda, tarihin'ny filoha Paul Kagame mivady, izay vahiny manokana amin'izao fankalazana ny fetim-pirenena Malagasy sy fetin'ny Foloalindahy izao.

Nitsena ny vahiny teny Ivato no filoham-pirenena Andry Rajoelina mivady.

 

 

Publié dans Tselatra
Page 2 sur 2