Filtrer les éléments par date : samedi, 22 juin 2019

Nandritra ny kongresy faha-17 ny FIBA Afrique tanterahina ao Bamako renivohitr'i Mali, ny 22 sy 23 jona 2019, no nahavoafidy indray an'i Ntsay Abel ho filohan'ny Faritra faha-7, misy an'i Madagasikara, eo amin'ny taranja baskety.

Tale jeneralin'ny Secren i Ntsay Abel, rahalahin'ny praiminisitra Ntsay Christian ihany koa.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Sport

Sambany no misy tsenan-davanila aty Tolagnaro, nosokafana ofisialy tao amin'ny Kaominina Mahatalaky tamin'ny talata 18 jona 2019.

Enina ireo mpanangom-bokatra nahazo fahazoan-dalana handraharaha lavanila aty Tolagnaro amin'ity taom-piotazana 2019 ity.

 

Publié dans Tselatra

Dans l’attente des résultats officiels des Législatives du 27 mai 2019, des spéculations sur le successeur de Rakotomamonjy Jean Max vont bon train. En effet ce dernier ne s’est plus présenté à ces élections, donc il faut lui trouver un remplaçant et pourquoi pas une remplaçante.

Les chefs d’institution sont tous des hommes: le Président de la République (PRM) Rajoelina Andry, le Chef du Gouvernement (PM) Ntsay Christian, le président de la HCC Rakotoarisoa Jean Eric, l’homme au plateau du Sénat Rakotovao Rivo.

Comme le Président Rajoelina tient à faire de la parité homme-femme un des piliers de sa politique, alors un membre de la gent féminine est bien placé pour être élue Présidente de l’Assemblée Nationale (AN) à Tsimbazaza.

La platefrome IRD, soutien de l’actuel Chef de l’Etat, détient la majorité absolue à la Chambre basse, rappelons-nous que Razanamahasoa Christine, ex-ministre de la justice durant la Transition (2009-2013) a été élue au perchoir de Tsimbazaza en 2014, mais nous ne revenons plus sur la suite. Le président Rajoelina veut cette fois-ci donner plus de place aux jeunes en regard des nominations depuis son arrivée à la barre du pays.

Une personne répond à ce profil, Naharimamy Irmah, cette jeune femme née à Fénérive Est, chef-lieu de la région d'Analanjirofo en 1978. Elle est ainsi âgée de 41 ans et possède une maîtrise en gestion certifiée de Commerce Internationale avec un management de Tourisme et diplômée en Informatique Bureautique.

Publié dans Politique

Tontosa ny 21 jona 2019 teny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo, ny lanonana ara-miaramila famindram-pibaikoana teo amin’ny kaomandin’ny “Bataillon de Sécurité de la Primature”, ka ny Jeneraly Mahaziakely Roger, izay lasa Talen’ny Fiarovana ao amin’ny Primatiora, no nanolotra ny fahefana, ary ny Kolonely Bemamy Bemanjary no Kaomandy vaovao. Niatrika izany ny Praiminisitra, Lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian, sy ireo tompon'andraikitra ambony samihafa sivily sy miaramila.

Nanolotra fisaorana manokana ho azy mirahalahy izay mpiara-miasa aminy akaiky ny Praiministra, noho izy ireo nametraka avo hatrany ny fitiavan-tanindrazana, tamin’ny alalan’ny fanajana ny asa sy ny andraikitra nosahanin’izy ireo.

Ny BSP, no ivondronan’ny Miaramila, Zandary, ary Polisy, misahana ny fiarovana ny Praiminisitra sy ny ankohonany, ary ny eo anivon’ny governemanta, sy ireo filoha-na andrim-panjakan samihafa. Nametraka hafatra ho azy ireo ny lehiben’ny governemanta mba ho mendrika amin’ny fitondran-tena mandrakariva, na amin’ny fotoam-piasàna izany, na ivelan’ny asa.

Publié dans Vaovao

“Aza miandry ny Polisy hiambina sy hanasazy vao hanara-dalàna" Ireo no ambetin-tenin'ireo Polisy avy amin’ny “Brigade des accidents” nanao fanentanana ireo mpitondra moto maro tsy manara-dalàna hita teto an-drenivohitra.

Tsy fanaovana aroloha, fanaovana taingim-be miaraka amin'ny zazakely ary fandehanana eny amin'ny lalan'ny mpandeha tongotra no tena ataon'ireo moto eto an-drenivohitra ankoatra ireo tsy fanarahan-dalàna eo amin'ny lafiny fifamoivoizana.

Nanentana sy nanitsy ary nampianatra ireo mpitondra moto ny Polisy ho fiarovana ny ain'izy ireo manoloana ireo lozam-pifamoivoizana mifanesisesy teto an-drenivohitra.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Sociale

Teny amin’ny PK32 amin’ny tanàna atao hoe : Ambohimilemaka no nitranga ny loza. Nivarina tany an-dohasaha ilay fiara tsy mataho-dalana. Olana ara-tekinika no voalaza fa nitarika ny loza. Tsy nisy aina nafoy, nisy kosa ny faharatran’ny mpandeha tao anatiny, ankoatra ny fahasimban’ny fiara 4x4.

 

 

Publié dans Tselatra

L’Etat malagasy va-t-il laisser partir le “gros poisson” qui aurait empoché frauduleusement près de 140 milliards d’Ariary, le triple du budget annuel du Sénat.

Pendant le conseil des ministres du 20 février 2019, le Président de la République a fait une communication indiquant toutes les grandes lignes à suivre pour lutter contre la corruption. En cohérence avec ses engagements envers la population (Velirano) et le programme de l’IEM, le Président de la République a fait savoir que « la tolérance zéro et l’exemplarité des sanctions en matière de corruption s’appliquent à tous et dès maintenant. Les corruptions avérées seront sanctionnées pénalement suivant la loi et en plus de remboursement intégral des fonds détournés par les incriminés. Tout fonctionnaire impliqué dans les affaires de corruption sera immédiatement radié de la fonction publique.

Publié dans Editorial

Le Premier Ministre, Chef du Gouvernement, Christian Ntsay, représentant le Président de la République, a procédé hier à l’inauguration du nouveau siège de la Direction générale du Bianco, à Ambohibao, le fruit de la collaboration entre le gouvernement Malagasy et du gouvernement Japonais.

Durant son intervention, le Premier ministre a expliqué brièvement que la lutte contre la corruption est un engagement important du gouvernement actuel, un engagement qui est inscrit dans la Politique Générale de l’Etat : « la tolérance zéro n’est pas seulement un slogan vide de sens ». En effet, disait-il, le pays exige cet engagement car l’on ne peut apporter aucune quelconque réforme sans engagement ferme.

En ce sens, il s’agit d’une condition importante nécessaire à la concrétisation des réformes auxquelles le gouvernement s’atèle. Comme illustration, il a parlé de l'allègement de la structure gouvernementale, mais également, des réformes importantes sur le statut tarifaire des produits pétroliers.

Publié dans Politique

Nisolo tena ny Filohan’ny Repoblika ny Praiminisitra, Lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian nandritra ny lanonam-panokanana ny trano foibe vaovaon’ny Bianco eny Ambohibao, omaly, fotodrafitrasa izay vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny fitondrana malagasy sy japoney.

Laharam-pahamehan’ny governemanta ny ady atao amin’ny kolikoly, hoy i Ntsay Christian, ary maneho hatrany ny fahavonony amin’izany, araky ny voarakitra ao anatin’ny Politika Ankapoben’ny Fanjakana « tena ampiharina ny tsy fandeferana amin’ny kolikoly fa tsy tonontononina fahatany ».

Ny fametrahana fanovàna eto amin’ny firenena dia mitaky ny finiavan’ny rehetra manomboka amin’ny mpitondra izany, hoy hatrany izy, ka ijerena ny tombotsoa iombonana. Noraisiny ho ohatra amin’izany ny fanovàna ny firafitry ny governemanta, dia ny fanakambanana ireo Ministera sy sampan-draharaha mifanakaiky andraikitra. Teo ihany koa ny fanovàna nisy teo amin’ny vidin-tsolika.

Publié dans Vaovao

Hiatrika ny lalaony voalohany amin’ny CAN 2019 i Madagasikara anio. Guinée no hifandona amin’i Barea anio amin’ny 11 ora alina, ora eto Madagasikara, lalao hatao ao amin’ny kianjan’i Alexandrie. Iray vondrona B i Madagasikara sy Guinée.

 

Publié dans Sport
Page 1 sur 2