Filtrer les éléments par date : mardi, 28 mai 2019

Hanokana roa andro, zoma 31 mey sy 1 jona, ny CCAA hanampiana ireo olona te hiala sigara sy paraky. Hetsika hanamarika ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena tsy hifohana sigara sy tsy hihinanana paraky io, hatao etsy amin’ny TAHALA RARIHASINA Analakely – Antananarivo.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 28 mai 2019 09:52

28 mai: Santé des femmes

28 mai: Journée Internationale d'action pour la santé des femmes.

 

Publié dans Fil info
mardi, 28 mai 2019 09:51

28 mai: Hygiène menstruelle

28 mai: Journée mondiale de l'hygiène menstruelle.

 

Publié dans Fil info
Page 2 sur 2