Filtrer les éléments par date : dimanche, 26 mai 2019

Niparitaka tanatin'ny tambanzotra sosialy ny sarin'ny fiaran'Zandarimaria nisy afisy kandida iray.

Rehefa natao anefa ny fanadiadiana dia tratra ilay nametaka ilay afisy.

Niaiky ity farany fa nisy naniraka izy hametaka ilay afisy amin'ny fiaran'ny Zandary ary naka sary ilay fiara.

Nomena olona iray hafa ilay sary, ary ity farany nanome olon-kafa ary namoaka ilay sary tamin'ny tambazotra sosialy.

Tratra daholo ireo nanao izao, ary samy niaiky ny helony hanaratsiana sy hanendrikendrehina ny Zandary ho miandany amin'ilay kadida.

 
Publié dans Tselatra

Dans son aspiration de faire baisser les prix des carburants à la pompe, réitérer durant la célébration de ses 100 jours au pouvoir notre président Andry Nirina Rajoelina semble trouver la solution.

En effet, selon La lettre de l’Océan Indien (LOI), le groupe SODIAT de Mamy Ravatomanga, ami et sponsor de l’actuel Chef de l’Etat, « vient d’obtenir une licence d’importation et de distribution du pétrole sur la grande île ». Et ce, peu de temps après l’entrée au sein du conseil d’administration de l’Office des Mines Nationales et des Industries Stratégiques (OMNIS) du directeur général du groupe, Eric Razanamparany.

Cette nouvelle licence tombe à point nommé avec ce souhait présidentiel de faire baisser les prix des hydrocarbures « dans le but de faire chuter ceux de l’électricité », d’autant plus que selon la même LOI: « la JIRAMA est trop à sec pour payer ses fournisseurs » ?!

Publié dans Editorial

Vahiny manokan'ny filoha Andry Rajoelina i Bebe Dine tamin'ity fetin'ny Reny 2019 ity.

Fampanantenana nataony ny hanasa an'ity ramatoa ity, raha nifankahita taminy nandritra ny fidinana Ifotony nijery ireo fotodrafitrasa teto Antananarivo tamin'ny 20 mey 2019.

Namoy ny zanany lahitokana i Bebe Dine nandritra ny hetsika notarihin'ny solombavambahoaka tetsy amin'ny Kianjan'ny 13 Mey, tamin'ny 21 aprily 2018.

Notoloran'i Andry Rajoelina fanomezana izy "mba hotsaroany fa tsy matimaty foana akory ny zanany lahitokana fa misy mahatsiaro azy amin'izao fetin'ny reny izao".

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra