Filtrer les éléments par date : jeudi, 02 mai 2019
jeudi, 02 mai 2019 16:29

Bénin crise post électorale

Tirs devant la résidence de l'ex président Boni Yayi à Cotonou.

Publié dans Fil info
jeudi, 02 mai 2019 16:18

Ambatoboeny: Mameno lalana ny fako

Tafiditra anatin’ny fahalotona tanteraka ny tananan’Ambatoboeny amin’izao fotoana. Antony, simba ireo fitaovana andraofana fako, ny Kaominina tsy manana kamiao fa sarety no ampiasaina itaomana fako ka tsy maharaka, hany ka miavosa sy mameno lalana ny fako. Manahirana ny fivezivezena na ho an’ny mpandeha tongotra io, mainka fa ho an’ny fiarakodia. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Misy valo tamin'ireo naratra be ihany koa nakarina maika aty Antananarivo tsaboina ao amin'ny Hopitaly Miaramila Soavinandriana.

Tra-doza teny an-dalana amin'ny RN12 rehefa niverina avy namboly hazo ny fiaraben'ny BNGRC nitondra ireto miaramila ireto omaly.

 

Publié dans Tselatra

Helikoptera amin’ny karazany Ecureuil EC B3 ity tonga ity, ary mbola mitondra laharana atsy afrikana tatsimo (ZS RWC).

 

Publié dans Tselatra

Anisan'ny fanao ity karazan-trano ity rehefa misy filana fanorenana trano maro mitambatra ho an'olona maro amin'ny fotoana fohy.

Matetika dia atao amin'ny tanàna vaovao na nouvelle ville izy io.

Raha ny tsotsotra indrindra dia toy ny boite n'afokasika ny endriny, ary tsy mihoatra ny rihina 4 mba hialana amin'ny fametrahana ascenseur izay lafo vidy, ary mila fikojakojana matetika aorian'ny fahavitan'ny trano.

Ny trano iray dia tokony aharitra 30 taona any ny faharetany, izany hoe raha misy famatsiam-bola alaina amin'ny banky izany dia famatsiam-bola tsy maintsy averina 20 taona raha ela indrindra.

Publié dans Economie

Antsoina eny Iavoloha ireo mpanolo-tsainan'ny ministera.

Maro ireo tsy mbola misy fanendrena hatreto.

 

Publié dans Tselatra
jeudi, 02 mai 2019 10:04

2 mai

Journée Internationale de la cuisine italienne.

 

Publié dans Fil info

Mba tsy ahadiso ny adihevitra amin'ny resaka fampiakaran-karama dia entina eto ny fomba fikajiana ny ora fiasana.

Hatramin'izay dia toy izao ny fikajiana ny ora fiasana, araky ny làlanan'ny asa (Code de travail art 75).

Raisitsika eto ny mpiasa rehetra ankoatran'ny mpiasan'ny société agricole izay 2 200 ora isan-taona ny azy ny kajy rehetra atao.

1 taona= 52 herinandro
Mpiasa miasa 8ora isan'andro, izany hoe raha miasa alatsinainy, talata, alarobia, alakalisy, zoma (Tsy miasa sabotsy), dia miasa 8ora x 5= 40ora isakerin'andro.

Tsy avy dia atao hoe 40 x 4 = 160ora izany no fikajy azy satria misy volana 28 andro, misy 30 andro, ary misy 31 andro.

Fa raisina isan-taona hoe 40ora x 52 (isan'ny herin'andro 1 taona)

Noho izany dia 40ora x 52 ÷ 12 (volana) = 173.33 ora isam-bolana no iasana.

Publié dans Editorial