Filtrer les éléments par date : vendredi, 12 avril 2019

Ho an’izay mba miasa indray dia betsaka ireo Malagasy manana anton’asa tsy ara-dalàna.

Nankalaza ny faha-100 taonan’ny Vondrona Iraisam-pirenena momba ny Asa (Organisation Internationale du Travail – OIT) i Madagasikara omaly. Lanonana natao tao amin’ny kianja mitafo Ankorondrano-Antananarivo tao anatin’ny lohahevitra « Miara-mientana ho amin’ny hoavy mamiratry ny tontolon’ny asa ».

Nanamarika ny telo volana voalohan’ity taona 2019 ity ny fitarainan’ireo vehivavy malagasy niasa tany Koweit ho niharan’ny fampijaliana nataon’ireo mpampiasa azy, ka niantso vonjy hody an-tanindrazana. 106 izy ireo no nampodian’ny fanjakana, in-telo miantoana. Hatreto tsy mbola re fa nametraka fitoriana mba hanokafana fanadihana mikasika izany ambara fa fampijaliana nianjady tamin’ireo teratany malagasy ireo ny fanjakana malagasy.

Publié dans Sociale
vendredi, 12 avril 2019 11:26

12 avril

Journée internationale du vol spatial habité.

 

Publié dans Fil info
Page 2 sur 2