Filtrer les éléments par date : samedi, 09 mars 2019
samedi, 09 mars 2019 20:34

9 mars

Journée Mondiale du rein.

 

Publié dans Fil info
samedi, 09 mars 2019 13:22

OVEC Antananarivo faha-5

Nanatitra ny firotsahan-kofidiany ho depiote ny kandidan'ny TIM

Androany sabotsy 9 martsa no tonga nametraka ny antotan-taratasy firotsahan-kofidiana solombavambahoaka teo amin'ny OVEC Nanisana ny kandidan'ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM) ao Antananarivo faha-5, Ralambozambololona Fetra sy ny mpiray lisitra aminy.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra
samedi, 09 mars 2019 09:16

Venezuela: Tapaka tanteraka ny jiro

Jiro, seranam-piaramanidina, fifandraisana, telefonina, hopitaly, banky, fitaterana, rano, métro, samy mikatso avokoa. Maro ireo vaky trano manararoatra.

Mifanilaka ny roa tonta mpifanandrina, ny mpitondra Maduro milaza fa ny Amerikanina miaraka amin'ny mpanohitra Juan Guaido no manao sabotazy, ny mpanohitra kosa milaza fa ny fitondran''i Maduro no tsy manjary ka tsy vita intsony ny fikarakarana ny fotodrafitrasa.

Samy miantso ireo mpomba azy avy moa androany ny roa tonta hidina an-dalambe.

 

Publié dans Tselatra
Page 2 sur 2