Filtrer les éléments par date : dimanche, 03 mars 2019

Androany maraina no niseho ny loza tamin'iny vahilavan'Ambohimanarina iny. Fiara kely Hyundai i30 no nifatratra tamin'ny kamiao semi-remorque mijanona amoron-dalana.

Maty tsy tra-drano nosokirina tao anaty fiara ny lehilahy iray nipetraka teo anoloana, ankavanan'ny mpamily, ity farany koa naratra nalefa haingana any amin'ny hopitaly.

 

 

Publié dans Tselatra
dimanche, 03 mars 2019 10:21

Morondava: Mbola miaina anaty delestazy

Tanàna enimpolo eo eto Madagasikara no mbola isian'ny miain anatin'ny delestazy ekonomika, ka anisan'izany i Morondava renivohitry ny Faritra Menabe.

 

Publié dans Tselatra
Page 2 sur 2