Filtrer les éléments par date : lundi, 11 mars 2019

Lasa akora amidy na ampiasan'ny olona amin'ny fanaovana lavapiringa ireto vatohara avy amin'io "barrière de corail" io, nefa anisany miaro ny trozona tsy ho fefika ary indrindra indrindra toeram-ponenan'ny karazana hazandro sy zava-maniry an-dranomasina aman'arivony, saingy jerem-potsiny.

Raha potika anefa ny "récif corallien" dia ho maro ny zavamanaina sy zavamaniry an-dranomasina mety hanjavona sy ho lany tamingana.

Hihena miandalana ny vokatra an-dranomasina rehefa potika ny vatohara ary dia ho very asa manaraka an'izay ireo mpanjono madinika. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Sociale
lundi, 11 mars 2019 11:36

Antalaha: Faty olona mampiahiahy

Tovolahy no hita faty. Ny sabotsy 09 mars no nahitana ny razana. Mpiara-misotrosotro taminy no ahiahiana no nahavanon-doza.

 

 

Publié dans Tselatra
lundi, 11 mars 2019 11:31

11 mars

Journée internationale des startups.

 

Publié dans Fil info

Maurice: Manatanteraka fitsidiham-panjakana any an-toerana ny filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina

Omaly alahady 10 mars tolakandro no tonga tao Maurice tamin'ny fiaramanidina manokana i Andry Rajoelina mivady.

Vahiny manokana amin'ny fankalazana ny faha-51 taonan'ny fahaleovantenan'ny nosy Maurice i Andry Rajoelina.

Orinasa enimpolo eo, avy aty Madagasikara, no tonga any Maurice hihaona amin'ireo mpandraharaha maorisiana hijery fiaraha-miasa azo atao.

 

Publié dans Politique
Page 2 sur 2