Filtrer les éléments par date : vendredi, 22 février 2019

2 sur 5 enfants et adolescents utilisent internet tous les jours et 3 sur 4 utilisent leur téléphone portable pour se connecter. Les réseaux sociaux (Facebook) sont les sites les plus utilisés par les enfants et les adolescents à Madagascar.

 

Publié dans Fil info

Organisé par UNICEF au Skate Park Antanimena ce samedi 23 février, un « barcamp » est un évènement participatif où experts, parents, adolescents et autres utilisateurs d’internet pourront échanger librement sur l’utilisation d’internet et les solutions qu’ils proposent pour faire d’internet un outil et un lieu plus sûr pour les enfants et les jeunes.

Le barcamp est ouvert à tout le monde.

Trente ans après l’adoption de la Convention relative aux droits de l’enfant et de la création du World Wide Web, ou toile mondiale, l’UNICEF estime qu’il est grand temps de remettre l’accent sur les droits numériques des enfants au niveau mondial.

 

Publié dans Sociale

Fianakaviana handeha handevina tamin'ny talata 19 febroary no nahatsikaritra ny fahavakisan'ny fasana.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 22 février 2019 22:23

Toamasina: Le maire suspendu

Le conseil municipal suspend le maire Elysée Ratsiraka, décision prise ce jour en fin de session extraordinaire.

10 ont voté pour la suspension;
3 contre;
2 blancs et nuls.

 

Publié dans Fil info

Tapaka tsy azo izorana efa herinandro izao ity lalana eo akaikin’ny hopitaly Atsimo Antsirabe ity, taorian’ny fitokonana faobe nataon’ny mpiasan’ny Kaominina ambonivohitra Antsirabe, mitaky karama folo volana.

Asan’ny Kaominina ary mpiasan’ny Kaominina ihany no nanao ny lalana rarivato. Nikatso teo ny fanamboarana nanomboka tamin’ny zoma 15 febroary niandohan’ny hetsi-pitakiana karama nataon’ny mpiasa.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Mpanolotsaina miisa 10 nandany ny fampiatoana azy, 3 nitsipaka ary 2 nanao vato fotsy sy maty. Izay no vokatry ny fanapahan-kevitra androany Sady andro faran'ny fivoriana, naharitra hateloana taorian'ny taratasy fitarainana nalefan'ny mpiasa tany amin’ny prefen’i Toamasina, noho ny karama tsy voaray efa amam-bolana maro.

Publié dans A la Une

Voarohirohy ho nanao hosoka, nanodinkodina vola ary koa nanao famotsiam-bola ireo « Comptable » tao amin’ny Croix Rouge Malagasy ireo.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Naverina eto an-drenivohitra indray ary tazomina ao Antanimora i Roger Lala Stéphanie.

Fakana an-keriny an’i Arnaud sy Annie, samy zaza tsy ampy taona zanaka mpandraharaha fantatra teo amin’ny « bois de rose » no nisamborana an’ i Roger Lala Stéphanie. Voasazy mandram-pahafaty ity farany noho io fakana an-keriny io.

Notazomina teny Antanimora izy avy eo nafindra teny Arivonimamo dia nalefa tany Antsiranana dia izao naverina ao Antanimora izao indray.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Nanao hetsika fitokonana izay narahina sakan-dalana teto Bekona Ambohimalaza ireo mpitatitra avy amin'ny koperativa rehetra mampitohy an’i Sambava renivohitra amin’ireo Kaominina manodidina toa an’Antsahalalina-Ambohimalaza ary Ambodivoara noho famelana ireo Taxi-ville miasa mitatitra mpandeha any amin'ny faritra iasan’izy ireo.

Publié dans A la Une

Alina no avotra ilay tovovavy iray, 18 taona, taorian’ny hazalambo nataon’ny mpitandro ny filaminana ireo mpaka an-keriny mampihorohoro iny faritra Betsiboka iny.

Ny alin’ny alarobia hifoha ny alakamisy 14 febroary no nitranga ny fanafihana tao Marokoro, Kaominina farany atsinanana amin’ny Distrikan’i Maevatanàna, mifanila amin’ny Distrika Ambatondrazaka.

Publié dans Vaovao
Page 1 sur 2