Filtrer les éléments par date : lundi, 09 décembre 2019
lundi, 09 décembre 2019 20:11

Nosy Malagasy: Nomena anarana malagasy

Nampahafantarana nandritra ny « Dinika Nosy Malagasy » tanterahina eny amin’ny CCI Ivato nanomboka androany ny anarana malagasy fiantso ireo nosy malagasy miisa efatra manomboka izao:

- Nosy Sambatra = « îles Glorieuses »

- Nosy Ampela = « Europa»

- Nosy Kely = « Juan de Nova»

- Nosy Bedimaky = « Bassas da India»

 

Publié dans Tselatra

Nanomboka andraony ary haharitra telo andro ny fakan-kevitra nasionaly «Dinika Nosy Malagasy Ampitao ny hevitrao» mikasika ireo Nosy Malagasy (Glorieuses, Bassas da India, Juan de Nova ary Europa).

Ity no hetsika faharoa taorian’ny fivoriana nataon’ny vaomiera iraisan’i Frantsa sy Madagasikara natao teny amin’ny Lapan’Andafiavaratra-Antananarivo ny alatsinainy 18 novambra 2019.

 

Publié dans Tselatra

9 décembre: Journée Mondiale des Nations Unies contre la corruption.

 

Publié dans Fil info

9 décembre: Journée internationale de prévention des génocides.

 

Publié dans Fil info
lundi, 09 décembre 2019 07:37

No comment

No comment

Publié dans Tselatra
lundi, 09 décembre 2019 07:36

Alerte Cyclone situation 09 décembre 2019

Alerte Cyclone situation 09 décembre 2019

(Photo Satellite 09 décembre 2019 à 07h15)

Publié dans Fil info