Filtrer les éléments par date : mercredi, 11 décembre 2019
mercredi, 11 décembre 2019 22:08

Les îles malagasy sous silence ?

La rencontre entre les deux anciens présidents Marc Ravalomanana et Hery Martial Rajaonarimampianina le weekend dernier (7 décembre) continue d’alimenter les conversations et les spéculations dans le microcosme politique malagasy.

Qui peut imaginer qu’en moins d’un an après les élections présidentielles de 2018, ces anciens rivaux se rencontreront à …Paris ! Personne n’a oublié les évènements d’avril 2018 sur la place du 13 mai ! Et on se serre la main comme rien ne s’est passé. On se souvient encore que le président sortant Hery Rajaonarimampianina, après sa cuisante défaite dès le 1er tour n’a donné aucun consigne de vote pour ses partisans du Hery Vaovao ho an’i Madagasikara (HVM).

Publié dans Editorial

Misokatra amin’ny fomba ofisialy, nanomboka androany 11 desambra 2019, ary hifarana amin’ny 01 febroary 2020, ny fisoratana anarana amin’ny fifaninanana « Rallye Mathématiques ». Eo amin’ny andiany faha-19 ny fifaninanana amin’ity. Eny anivon’ny DRENETP sy ny CISCO no fanaovana izany.

Lasa 9 ireo Faritra mandray anjara amin’ity andiany ity, raha toa ka 6 hatramin’izay. Ireto avy ireo faritra sivy voakasika : Analamanga, Matsiatra Ambony, Atsimo Andrefana, DIANA, Atsinanana, Boeny, Vakinankaratra, Alaotra Mangoro ary Taolagnaro.

Publié dans Art et Culture

Natolotry ny Praiminisitra Ntsay Christian an’ny Filoha Andry Rajoelina, nandritra ny famaranana ny Dinika Nosy Malagasy natao teny amin’ny CCI Ivato androany 11 desambra 2019, ny fehin-kevitra azo nandritra ny telo andro misesy.

Maro ireo soso-kevitra naroson’ireo mpizaika nandritra ity fakan-kevitra nasionaly ity, toy ny tokony hanamafisana ny fanentanana sy ny fampafahafantarana bebe kokoa ny mpiray tanindrazana ny momba ireo nosy ireo, dia ny Nosy Sambatra, Nosy Kely, Nosy Bedimaky ary Nosy Ampela. Eo ihany koa ny tokony ampidirana ireo nosy ireo ao anaty Lalampanorenana sy ny sarintanin’i Madagasikara ary ny fandaharam-pampianarana.

Publié dans Politique

Nodimandry tany Nice-Frantsa ny 6 desambra 2019, teo amin’ny faha-72 taonany i Sabine Rakotozafy. Ny zoma 13 desambra no ho tonga eto Madagasikara ny nofo mangatsiakany.

Ny alahady no halevina ao amin’ny fasandrazany eny Anosiala, Ambohidratrimo, aorian’ny fanaovam-beloma farany atao ao amin’ny EKAR Ankadivato-Antananarivo.

Mpanao gazety tao amin’ny Radio Nasionaly Malagasy i Sabine Rakotozafy. Ireo zonkinjokiny dia mahatadidy ny fitateram-baovao ataony, indrindra rehefa misy dia any ivelan’i Madagasikara, ataon’ny filoha Didier Ratsiraka, faha-Repoblika faharoa.

Hentitra tamin’ny asa izy. Mpanao gazety maro no efa nandalo teo ambany saokany, nampianariny sy natorony ho matihanina amin’ny asa, na fanoloram-baovao izany na fitrandraham-baovao na fandrafetam-baovao.

 

Publié dans Tselatra

Nanao fanambarana ny MTS (Malagasy Tonga Saina), omaly talata namoahan’ny CENI ny voka-pifidianana vonjimaika ho an’ny Faritany Toamasina, fa « tsy hanaiky valim-pifidianana feno hosoka » fa « hiaro hatramin’ny farany ny safidin’ny vahoakan’i Toamasina ».

Kandidan’ny MTS (Malagasy Tonga Saina) tamin’ny fifidianana Ben’ny tanàna teto amin’ny Kaominina ambonivohitra Toamasina ny 27 novambra 2019, i Roland Ratsiraka.

« Nandritra ny 20 taona, MTS dia nandray anjara hatrany tamin'ireo fifidianana fa tsy mbola nahita hala-bato sy tsy fanarahan-dalàna tafahotra toy ny tamin'ity fifidianana Ben'ny tanàna izay natao teto Toamasina ny 27 novambra 2019 lasa teo ity », hoy ny fanambarana.

Publié dans Politique

Mahatsiaro iharan’ny antsojay, « fampihorohoroana ny handroaka mpiasa ECD izay latsaky ny 30 isa sy fanararaotam-pahefana », ary toa zanak’ikalahafa « tsy misy mihaino » raha mba mitaraina amin’ny isan’ambaratonga. Vokany, mitokona ny Mpiasan'ny haino aman-jerim-panjakana Vatovavy Fitovinany, ireto farany izay mifanolana amin’ny Talem-paritry ny Serasera sy kolontsaina Vatovavy Fitovinany, « noho ny tsy fitovian-kevitra sy fomba fiasa ».

Publié dans Vaovao

May nodoran'olon-tsy fantatra ny CEG Ambatovaventy-Antanifotsy. Disadisa naterak'iny fifidianana Ben'ny tanàna sy mpanolontsaina ny 27 novambra 2019 no tombanana ho antony. Rindrina sisa mijoro ilay CEG.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra
mercredi, 11 décembre 2019 12:02

Savonnerie SEIM Tanjombato

Savon de qualité, à base de produit végétal respectant l'environnement, pas de produit animal, sans graisse de bœuf, ni mouton, ni porc.

La société emploie une centaine de salarié.

(Voir Suite Photo)

 

Publié dans Economie
mercredi, 11 décembre 2019 10:51

Leçon d’histoire - Partie 2

La Révolution Nationale Indonésienne ou Revolusi a été le nom donné à la lutte armée pour l’accès à l’indépendance de l’Indonésie. Elle a été moins connue que sa contemporaine indochinoise (Vietnam), car elle a duré moins de temps 4 ans (1945-1949) que celle du Vietnam 30ans (1945-1975), en plus elle a abouti à l’administration par l’Armée indonésienne de l’archipel pendant 33ans (1965-1998).

Profiter d‘une situation historique inattendue

Publié dans Politique

Tsy misy solika fandrehitra ny ankamaroan'ireo toby mpaninjara. Tsikaritra izany nanomboka tamin’ny nameran'ny fanjakana ny vidin'ny solika tsy hanaraka ny fiovaovan'ny vidin-tsolika araky ny tsena iraisam-pirenena.

 

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2