Filtrer les éléments par date : dimanche, 06 octobre 2019

Misaotra ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina, nitondra fanazavana tamin'ireo teboka maromaro momba ny fiainam-pirenena. Tsara ny toy ireny, tsy nisy loha-hevitra nodiana tsy hita, izay isaorana ireo mpanao gazety telo ihany koa, feno fasahiana nametraka ny fanontaniana.

Na mitovy hevitra na tsia avy eo, ny zava-dehibe dia fantatra ny hevitry ny Filoham-pirenena, hita ny lalana tiany hombana.

Nankafiziko manokana ilay fanentanana nataony ny rehetra hiaraka ampandroso ny Firenena, ny fitadiavana fitoniana, nefa koa mahazaka tsikera entina ampandrosoana, raha misy ny tsy mety, arahina soso-kevitra.

Publié dans Politique
dimanche, 06 octobre 2019 22:48

Bakalorea 2019: Hisy « 2ème Session »

Foibem-panadinana miisa 10 amin’ireo 299 manerana ny Nosy no nisy fikorontanana tamin’ny fanadinana Bakalorea, ary ny 3 tamin’ireo no voakasiky ny fivoahan’ny laza adina mialoha ny fotoana, araka ny nambaran’ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina tamin’ny fandaharana manokana tamin’ny haino aman-jery.

Nandroso vahaolana manokana raisin’ny fanjakana ihany koa izy, fa tsy foanana ny fanadinana vita fa hisy kosa « 2ème Session » ho an’ireo mpiadina tsy afa-panadinana, mba hanomezana herijika azy ireo.

 

 

Publié dans Tselatra

Diplomatie au service du développement... diplomatie économique... diplomatie levier de l’émergence. Des mots vains puisque tout est fait pour que cela ne fonctionne pas.

Une représentation affaiblie au Sommet des Nations Unies

Le Premier ministre , Ministre des affaires étrangères (MAE) par intérim, au lieu de Président de la République, a conduit la délégation malagasy à l’Assemblée Générale des Nations Unies. Ses compétence en relations internationales sont indéniables, il est issu du Système des Nations Unies.

Publié dans Editorial

Notafihin’ny jiolahy mitam-basy ny « Pharmacie Ivato », Distrika Ambohidratrimo ny harivan’ny sabotsy 5 oktobra 2019, tokony ho tamin’ny 6ora sy 25min. Folo lahy misaron-tava, nitondra basy poleta roa no nanao ny fanafihana.

Nanapoaka basy in-droa ireo jiolahy nampitahorany ny manodidina. Tao anatin’izany no nandroban’izy ireo ny vola rehetra maty nandritra ny tapakandro tao amin’ity fivarotam-panafody ity, izay tsy mbola fantatra mazava ny tontaliny. Rifatra nitsoaka ireo jiolahy taorian’izay.

Tonga avy hatrany ny Zandary fito lahy avy eo Talatamaty, dimy minitra taorian’ny fampandrenesana azon’izy ireo. Nanao savahao avy hatrany izy ireo ; tonga nanampy azy ireo ny Zandary 12 avy amin’ny Kaompania Ambohidratrimo.

Publié dans Vaovao

Cette maladie touche 17 millions de personnes dans le monde.

 

Publié dans Fil info