Filtrer les éléments par date : mercredi, 02 octobre 2019

Betsaka ny korontana manerana ny Nosy momba ny hoe misy fuite de sujet d'examen, vao maka ny antsipiriham-baovao izahay.

Publié dans Tselatra

Etat de droit, liberté, démocratie, droits de l’homme, chacun les interprète à leur façon, comme un verre rempli à moitié : demi plein ou demi vide ? On se dispute la cause selon sa situation. Pour les victimes de l’insécurité grandissante: kidnapping, vols de zébus (dahalo, malaso), attaques, pillages, viols collectifs des femmes devant leurs familles.

Tous ces actes font de la majorité des Malagasy des martyrisés à vie, beaucoup se demandent pourquoi travailler et épargner si c’est pour être torturés et tués ! Ils sont devenus des morts vivants. Ces personnes n’ont droit à peine qu’à une prise en charge médicale, et encore, le mot « indemnisation » ne fait pas partie de nos habitudes, l’accompagnement psychologique des victimes n’existe point, est-ce par manque de psychologues ?

Des membres des forces de l’ordre: gendarmes, policiers, militaires, sans oublier les agents des sécurités villageoises (type kalôny), sont abattus comme des chiens par ces bandits devenus bien équipés (kalachnikov).

Publié dans Editorial
mercredi, 02 octobre 2019 10:00

Menabe Antimena: Voasambotra ireo mpikapa ala

Nisaotra ny ONG Fanamby ny komandin’ny Holafy miaramila 3/RM5 Morondava noho ny finiavany nanampy ny Foibem-paritry ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra Menabe, ka nahatratrarana ireto 15 lahy nanapaka hazo tamin’ny ilany avaratry ny ala Menabe Antimena.

Mpifindra monina izy ireo. Noravana avy hatrany ny toerana efatra misy ny fitobian’izy ireo. Enina andro ny talata 1 oktobra 2019 no nanaovana « opération », dia izao nahitana vokatra izao ary mbola hitohy izany.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

Trano lehibe iray, ahitana rihana roa, ao amin’ny Fokontany Andohanimandroseza no tra-tehaky ny Jirama noho ny fangalarana herinaratra.

Ny taona 2017 no notapahana ny herinaratra tao amin’ity trano lehibe ity noho ny tsy fandoavany ny faktioran’ny Jirama. Mbola nihodina hatrany ilay kaontera hatramin’ny 30 septambra 2019 nandritra ny fitsirihana nataon’ny iraky ny Jirama.

Mpiasan’ny orinasa Jirama ihany no nambaran’ny tompontrano fa namerina ny herinaratra tao aminy rehefa avy nitaky vola enina hetsy Ariary taminy. Nesorina avy hatrany ilay kaontera ary nandefasan’ny Jirama fiantsoana ilay tompontrano sy ilay mpiasan’ny Jirama voatonontonona tamin’izao halatra izao.

Publié dans Vaovao

Notanterahina ny talata 01 oktobra teny amin’ny Ministeran’ny Raharaham-bahiny Anosy ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Praiminisitra, Lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian, izay minisitra misolo toerana ny Minisitry ny Raharaham-bahiny teo aloha, Andriantsitohaina Naina.

Notsiahivin’ny Praiminisitra fa nandritra ny fotoana nitantanan’i Andriantsitohaina Naina ity ministera ity no tafapetraka ny sata manokana mifehy ireo « Agents diplomatiques et Consulaires ». Hisy manomboka izao ny fifandimbiasan’andraikitra eo amin’ireo mpiasan’ny masoivoho malagasy, « tsy hisy intsony olona iray hiasa ao anatin’ny 10 na 15 taona any amina masoivoho malagasy iray (consulat)», hoy ny Praiminisitra.

Publié dans Politique
mercredi, 02 octobre 2019 09:27

2 octobre

Journée Internationale de la non violence.

 

Publié dans Fil info
Page 2 sur 2