Filtrer les éléments par date : mardi, 08 janvier 2019
mardi, 08 janvier 2019 15:38

Ambohidahy: Mandeha tsara ny herin'aratra

Ambohidahy: Mandeha tsara ny herin'aratra, ary efa sécurisé raha ny filazam-baovaon'ny JIRAMA fa ny TNT retransmission no misy olana.

Publié dans Tselatra
mardi, 08 janvier 2019 15:31

Tapaka daholo na RNM na TVM

Tapaka daholo na RNM na TVM

Publié dans Tselatra

Ambohidahy: Tapaka ny fifandraisana, resaka numéro de série bulletin

Publié dans Tselatra

Ambohidahy: Famakiana ireo andinin-dalàna

Publié dans Tselatra

Nifandray tanana tamin’ny kandida mpifanandrina aminy Andry Rajoelina mivady ny kandida Marc Ravalomanana mivady teo ampidirana ny efitram-pitsarana.

 

Publié dans Tselatra

Ny filohan’ny Antenimierandoholona mpisolo toerana Randriambololona Mananjara sy ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Rakotomamonjy Jean Max no mipetraka amin’ny seza roa manelanelana ireo kandida roa Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana, ombam-bady avy.

Nesorina ny seza iray, tokony hitoeran’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Ntsay Christian.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

Ambohidahy: Miditra ireo mpikambana ao amin'ny HCC, misokatra ny fotoam-pitsarana

Publié dans Tselatra

Ambohidahy: Nipetraka tamin'ilay seza telo teo aloha ny Filohan'ny Antenimeram-pirenena sy ny Antenimieran-doholona, fa nalana ilay seza fahatelo, tsy ho avy ve izany ny praiminisitra.

Publié dans Tselatra

Ambohidahy: Mifampiarahaba i Andry Rajoelina mivady amin'i Marc Ravalomanana mivady

Publié dans Tselatra

Ambohidahy: Migadona i Marc Ravalomanana mivady

Publié dans Tselatra
Page 2 sur 3