Filtrer les éléments par date : lundi, 07 janvier 2019
lundi, 07 janvier 2019 10:58

Iavoloha : Fifampiarahabana Asaramanitra

Manokatra ny andian-kabary amin’ny lanonana fifampiarahaban’ny Andrimpanjakana sy ny masoivoho vahiny ny lefitry ny zokiolona amin’ireo masoivohom-pirenena miasa eto Madagasikara, ny ambasadaoron’i Kaomoro Caabi Elyachroutu Mohamed.

 

Publié dans Tselatra
Page 3 sur 3