Filtrer les éléments par date : lundi, 07 janvier 2019
lundi, 07 janvier 2019 13:05

Gabon: Nitrangana fanonganam-panjakana

Lietnà Ondo Obiang Kelly, mpikambana ao amin’ny vondron-tafika mpiambina ny filoha no nitarika andiana miaramila misatro-maitso namaky fanambarana tao amin’ny radio nasionaly androany vao mangiran-dratsy ary nilaza fa mijoro izao ny « Conseil national de la restauration ».

Tsy eo an-toerana efa hatramin’ny 24 oktobra 2018 ny filoham-pirenena tompon-toerana, Ali Bongo, noho ny AVC (Accident Vasculaire Cérébral) manjo azy, ka nitsaboany tena tany Arabie Saoudite ary manohy izany fitsaboan-tenany izany any Maroc ankehitriny.

Nanao fanambarana ny atoandro teo ny minisitry ny filazam-baovao any an-toerana, sady mpitondratenin’ny governemanta Guy-Bertrand Mapangou, fa efa voasambotry ny zandary avy amin’ny GIGN (Groupe d'intervention de la Gendarmerie Nationale) ireo miaramila mpikomy ary voafehy ny toe-draharaha.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra
lundi, 07 janvier 2019 13:04

Gabon: Tentative de coup d'Etat

Gabon: Tentative de coup d'Etat

Publié dans Fil info

Plusieurs sources concordantes parlent d'arrestation imminente de plusieurs meneurs de manifestation de la place du 13 mai, pour la revendication de la vérité des urnes de l'élection présidentielles du 2è tour du 19 décembre 2018, mais Ninie Donia et James Ratsimba, personnalités ciblées par la plainte sur la sûreté de l'Etat, déposée par le Premier ministre, Ntsay Christian, par le biais de son service contentieux de la primature, ne cèdent pas et continuent leur présence sur le terrain avec plusieurs milliers de manifestants pacifiques.

Le parvis de l'hôtel de ville, pour l'instant investi par les forces de l'ordre, reste inaccessible.

(Voir Suite Photo)

 

Publié dans Fil info

Ny alahady 6 janoary misasak’alina tany no niandoha ny afo, saingy nalaky voafehy tsy niitatra tamin'ny tsena be.

Nahitana « bidon »n-dasantsy, lahin’afo (mèche) ary taratasy nalahatra hitarika afo tao amin’ilay birao. Tsy nisy akoson’aratra satria mandeha ny jiro ka niahiahiana fa fandoroana niniana natao izy ity. Ny trano rahateo nihidy.

 

Publié dans Tselatra

Ny filoham-pirenena, mpisolo toerana, no mamarana ny andian-kabary amin’ny lanona Asaramanitra tanterahina ety amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha.

 

 

Publié dans Tselatra

Ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, Jeneraly Béni Xavier Rasolofonirina, no mandray fitenenana misolotena ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Ntsay Louis Christian, ity farany izay voatana amin’ny andraikitra hafa.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Ny filohan’ny Antenimierandoholona, mpisolo toerana, Mananjara Randriambololona no fahatelo mandray anjara fitenenana amin’ny lanonan’ny Asaramanitra tanterahina ity alatsinainy 7 janoary 2019 eny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha.

 

 

Publié dans Tselatra

Tsy tazana ao amin’ny Ceremony Building Iavoloha ny filohan’ny tetezamita teo aloha sady kandida filoham-pirenena Andry Nirina Rajoelina.

 

Publié dans Tselatra

Manohy ny fandraisam-pitenenana ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Rakotomamonjy Jean Max.

 

Publié dans Tselatra

Voatana amina andraikitra hafa izy raha ny heno.

 

Publié dans Tselatra
Page 2 sur 3