Filtrer les éléments par date : jeudi, 03 janvier 2019

Ady efa nitolomako hatramin'ny ela ny hisian'ny fifidianana madio, mangarahara, lavitry ny kolikoly sy ny vola.

Nisafidy nanohana an'i Marc Ravalomanana aho niaraka tamin'ny Antoko "Vitantsika io", noho ny tolo-tanana nomeny hanao fampihavanam-pirenena sy fampandrosoana ny faritra.

Raha misy ny olona na programa tsy tokony notohanako dia i Marc Ravalomanana, nefa zava-dehibe amiko ny fifamelana, ny fibebahana, ny fanonerana ary ny fihavanana. Ny tetikasa azo iadian-kevitra avy eo.

Tsy midika fa adinoko ny zavatra rehetra nataony na ny tsara na ny ratsy. Fa ezahina hioharana izany raha te hiroso amin'ny tena fampihavanana.

Publié dans Editorial

Nanomboka ny maraina dia nakaton'ny mpitandro filaminana hatrany ny kianjan'ny 13 mey.

Rehefa nandeha ny fifampiraharahana teo amin'ireo mpitarika ny hetsika fitakiana ny marina momba ny fifidianana, dia niala ireo mpitandro ny filaminana, ka niditra malalaka ireo vahoaka marobe.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Ils sont en train de se retirer.

(Voir Suite Galerie)

Publié dans Fil info

Place du 13 mai: Ninie Donia parmi la première arrivée

Publié dans Fil info