Filtrer les éléments par date : jeudi, 24 janvier 2019
jeudi, 24 janvier 2019 22:09

Governemanta NTSAY Christian

Governemanta NTSAY Christian : Ireo Minisitra 22 mpikambana

Publié dans A la Une

Ho tanterahana anio alakamisy 24 janoary ny famindram-pahefana sy fianianana any Kongo, izay nahalany filoha an'i Félix Tshisekedi.

Famindram-pahefana demokratika voalohany andimby an'i Joseph Kabila.

Filoham-panjakana afrikanina 17 no nasaina, anisany amin'zany Tanzanie, Centrafrique, Angola, Burundi, Soudan du Sud, Egypte izay andray ny filohan'ny Fikambanam-be afrikanina (UA), Kenya, Namibie, Zimbabwe, Malawi, Afrique du Sud, Ethiopie, Soudan, Sierra Leone, Haïti, Maroc ary Côte d'Ivoire.

 

 

Publié dans Tselatra

Tous les corps des forces de l'ordre sont en alerte au port de Toamasina. Même ceux d'Antananarivo.

Plusieurs colis ont été saisis, 4Kg d’héroïne ont été découvertes. Les agents de la Gendarmerie, Police, Douane sont en train de fouiller actuellement le bateau.

 

Publié dans Fil info

Une grande quantité de drogue en poudre blanche vient être découverte au port de Toamasina à bord du bateau porte conteneur MSC Lucia.

Hier, un colis a été déjà découvert, et ce matin un autre colis contenant 2.5kg de drogue en poudre blanche a été saisie également.

 

Publié dans Fil info

Nametraka fitoriana an'i filoha teo aloha, Hery Rajaonarimampianina, teny amin'ny fitsarana ny Solombavambahoaka voafidy tany Antalaha, Laisoa Jean Pierre dit Jaovato.

Publié dans A la Une
jeudi, 24 janvier 2019 09:21

Governemanta: Ho fantatra anio alakamisy

Ambara anio alakamisy 24 janoary eny Iavoloha amin'ny 5ora tolakandro ny anaran'ireo minisitra andrafitra ny Governemanta voalohany amin'ity fitondran'i Andry Rajoelina, izay taritin'i Ntsay Christian ity.

 

Publié dans Tselatra

Vokatry ny rotsakorana betsaka izay niteraka fahalotoan'ny rano, dia hitombo ny fotoana ho lany hanadiovana izany rano izany, ka dia hiteraka fihenana sy fikorontanana kely amin'ny fitsinjarana ny rano eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina.

 

Publié dans Tselatra

Le Premier ministre, Ntsay Christian, représentant le Président de la République, s’est rendu à Mahajanga hier pour manifester le soutien aux riverains, et pour constater de visu l’ampleur des dégâts suite aux fortes pluies qui se sont abattues sur la ville. La contribution de l’Etat y a ainsi été offerte. La visite des lieux a permis de relever les mesures de résilience prises par les responsables locaux, et en suivait l’identification de ce qui était estimé encore nécessaire.

Le Premier ministre a lancé un appel à l’endroit du peuple local, concernant le choix des lieux de construction afin d’éviter le surgissement des catastrophes. Il lui a ainsi demandé de se conformer aux instructions des responsables du domaine.

Publié dans Sociale

« Izay no safidiny », hoy ny pasitera lehibeny eto Sambava. Na izany aza hoy ity tomponandraikitra ity dia nilaza io pasitera voampanga io fa « tsy nikasa hanolana » ; ilay vehivavy kosa tetsy andaniny dia nitana ny teniny hatramin’ny farany nilaza fa « nikasa hanao izany tamiko i pasitera » ka naleony nisintaka name-trapialana.

Nambaran’ny pasitera lehibeny fa « mba hitsinjovana azy mianaka dia tsy maintsy hanohana azy ireo kely ny Fiangonana satria mba nahavita be tamin’ny Fiangonana izy ».

Tany amin’ny Kaominina Marojala no nisian’ity tranga ity, tamin’ny alatsinainy 14 jaonary lasa teo. Maty teo ampiterahana ny zanakan’ilay ramatoa, roa volana lasa izay.

Lasa any an-toerana ny Talata teo ny pasitera vaovao ho solony.

 

Publié dans Tselatra

Tanàna isan'ny nisedra ny fiakaran'ny rano nateraky ny andro ratsy nitondra rotsak'orana betsaka ny fiandohan'ny herinandro ity i Mahajanga.

Tonga teto an-toerana omaly alarobia 23 janoary ny delegasiona notarihin'ny praiminisitra Ntsay Christian nijery ny zava-misy, nanome toromarika ireo mpitondra eto an-toerana ary koa nampahery sy nanome fanampiana ireo traboina.

Niazo an'Antsiranana ny delegasiona taorian'iny. Antsiranana izay nizaka ny ranobe noho ny andro ratsy ihany koa.

Hitohy ao Ambilobe izay isan'ny voa mafy ny dian'ireto iraky ny fanjakana ireto. 

(Jereo Sary Tohiny na Album Photo)

 

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2