Filtrer les éléments par date : mercredi, 02 janvier 2019

- 1 blessé superficiel du cou; 

- 1 contusion avant-bras gauche;
- 1 traumatisé facial.

Tous les soins ont été réalisés, les deux derniers blessés sont déjà rentrés chez eux, le 1er attend encore la suite de son soin.

Pas de décès.


Publié dans Fil info
mercredi, 02 janvier 2019 21:02

HCC: 305 requêtes reçues

305 requêtes reçues à Ambohidahy, dont 209 de K25 sur lesquelles 62 déposées avant la proclamation des résultats provisoires par la CENI et les 147 déposées avant lundi 31 décembre à 16h, dernier délai réglementaire.

 

Publié dans Fil info

Nahitana fatim-behivavy iray teo amin'ny Fokontany "Manodidina ny Gara", renivohitry ny Faritra Vakinankaratra, ny harivan’ny 01 janoary 2019, tokony ho tamin’ny 8 ora sy sasany teo ho eo.

Tsy nisy nahafantatra aloha hatreto ity tovovavy ity hatramin’izao hanoratana izao ka dia napetraka ao amin’ny tranompaty hopitalibe ny razana.

Raha ny fanazavana nomen’ny mpitsabo iray ao amin'ny BMH sy ny mpitandro filaminana dia olona no nampandre azy ireo ny fisian’ity razana ity, ka rehefa natao ny fitsirihana dia noheverina fa mety efa maty tany amina toerana hafa izy ity vao nariana teo.

Publié dans Vaovao

Taorian'ny fifidianana filoham-pirenena tany Kongo, dia notsoahan'ny mpitondra any an-toerana ny fahazoan-dalan'ny Radio France Internationale andefa vaovao any an-toerana. Melohan'ny mpitondra any an-toerana ny filazan'ny RFI ny fironan'ny vokam-pifidianana, nefa ny CENI mbola tsy nilaza ny vokam-pifidianana.

Lavin'ny RFI anefa izany fiampangana izany.
Efa 3 andro ihany koa izao no tapaka ny internet any an-toerana, misy moa ny milaza fa ny hanafenana ny mety fanodikodinana ny vokam-pifidianana no anton'izany.

Publié dans Tselatra

Maro ireo naratra vokatry ny grenady mandatsa-dranomaso androany, ao ihany koa ireo voasambotra, ka dia naka fanapahan-kevitra ireo mpitarika ny hialana ny kianja ny 13 mey, ka hiomana amin'ny andrimasom-pokonolona isaky ny boriborin-tany.

 

Publié dans Tselatra
mercredi, 02 janvier 2019 16:27

Kianja 13 mey: Mirefotra indray ny grenade

Kianja 13 mey: Mirefotra indray ny grenade

Publié dans Tselatra

Kianja 13 mey: Grenade 3 indray zao no mirefotra devant glacier

Publié dans Tselatra

Efa nodonainana baomba mandatsa-dranomaso ny vahoaka marobe, maro ireo naratra, safotra, dia izao indray fa nivadi-dresaka ireo mpitondra ka nilaza fa azo hidirana indray ny kianja, fa tsy ekeny kosa ny ampiasana ny écran géant izay fitaovana ampisehoana ny marina amin'ny fifidianana.

 

Publié dans Tselatra

Tsy vitan'ny fanaparitahana no ataon'ireto mpampiasa baomba lakrimozenina, fa dia raikitra ny fanenjehana hatrany Antanimena, Andohanan'Analakely, totohobato, Tsaralalana. 

Ny olona mihamaro no tonga, ary tsy mihemotra.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Raha somary nangina kely ny fanenjehan'ireo Emmo ireto vahoaka marobe mitaky ny fahamarinana amin'ny fifidianana, dia niverina nanapoaka grenady lakirimozenina ireo Emmo, tonga hatrany amin'ny totohobato.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2