Filtrer les éléments par date : samedi, 19 janvier 2019
samedi, 19 janvier 2019 10:57

Fianianana: Vita ny fianianana

Nanao ny fianianany ny Filoha Andry Nirina Rajoelina:

“ Eto anatrehan’Andriamanitra Andriananahary sy ny Firenena ary ny Vahoaka, mianiana aho fa hanatanteraka antsakany sy andavany ary amim-pahamarinana ny andraikitra lehibe maha-Filohan’ny Firenena Malagasy ahy.

Mianiana aho fa hampiasa ny fahefana natolotra ahy ary hanokana ny heriko rehetra hiarovana sy hanamafisana ny firaisam-pirenena sy ny zon’olombelona.

Mianiana aho fa hanaja sy hitandrina toy ny anakandriamaso ny Lalàmpanorenana sy ny lalàm-panjakana, hikatsaka hatrany ny soa ho an’ny Vahoaka Malagasy tsy ankanavaka ”.

 

Publié dans Tselatra

Manomboka ny lanona fianianana fotoam-pitsarana

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

Fianianana: Migadona eto Mahamasina ny Filoha vaovao Andry Nirina Rajoelina

 

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

Fianianana: Hisy matso atao'ny Foloalindahy anomezam-boninahitra ny Filoha vaovao

Publié dans Tselatra

Fianianana: Efa tonga daholo ireo Filoha rehetra teo aloha

Publié dans Tselatra

Tsy mila fivorian'ny Solombavambahoaka ny fanolorana izany, fa manao taratasy mandeha any amin'ny Filoham-pirenena dia ampy ny vondrona politika maro an'isa.

Avis n°02-HCC/AV du 18 janvier 2019 relatif à une demande d’avis sur la mise en œuvre de l’article 54 de la Constitution.

 

Publié dans Tselatra
Page 2 sur 2