Filtrer les éléments par date : mercredi, 05 septembre 2018

La requête du « Collectif des candidats non retenus » représenté par Alain Mahavimbina et consorts, est déclarée irrecevable en la forme.

Le « Collectif des candidats non retenus » n’a pas qualité pour saisir la Haute Cour Constitutionnelle.

Le « Collectif » demande à la Haute Cour Constitutionnelle d’annuler la décision n°25-HCC/D3 du 22 août 2018 invalidant leurs candidatures, pour violation de formalités substantielles.

 

Publié dans Fil info

Vao misasaka ny laza adina matematika omaly maraina dia nisy ankizivavy iray narary tampoka ka nifandrobahana nobataina nentina nivoaka ny efitrano fanadinana, ka nafindra tao amin’ny tranon’ny Surveillant izay mba akaiky ny foibem-panadinana.

Sady miaritra marary ilay tovovavy no nitomany mafy nangataka fa hanao izay faraheriny hanohy ny laza adina na efa adiny iray taty aoriana nanombohana aza.

Nidinika haingana ireo tompon’andraikitra ka nanaiky fa hohaterina eny aminy ambony fandriana ny laza adina mba hahafahany nanohy fa nomena mpanara-maso roa izy nandritra izany.

Tranga tao amin’ny centre Amboangibe-Sambava

 

Publié dans Tselatra

La lettre en date du 03 septembre 2018, enregistrée le même jour au greffe de la Haute Cour Constitutionnelle, Saraha Rabeharisoa, candidate au scrutin présidentiel du 07 novembre 2018, saisit la Cour de céans « d’une requête aux fins de préserver les droits des citoyens, d’asseoir le principe de légalité et de respecter les Institutions de l’Etat ».

Dans sa Décision n° 28-HCC/D3 du 05 septembre 2018, la HCC a jugé irrecevable en la forme la requête de la candidate du PLD.

 

Publié dans Fil info

Ny teny voasoratra ao amin’ny Salamo 133 no nentin’ny Filohan'ny Fiangonana Loterana Malagasy eto Madagasikara, Rakotonirina David, ho an’ireo mpino izay tonga nitsena azy teto amin’ny seranam-piaramanidina Sambava, omaly tolak’andro.

Hoy izy hoe : ’’Tsy hoe mamoha fota-mandry fa lazaina hoe mba mahatsiaro ny lasa hahaizana mitsako raha kenda, ary raha solafaka dia hahay mamindra. Fa tamin’ny Janoary 2017 raha tonga namangy teto izahay sy ny filoha lefitry ny Fiangonana Loterana Malagasy ka tamin’izany no nisian’ny rivo-doza tato anivon’ny mpino samy FLM taty SAVA dia henika fivakivakisana sy ny fisarahana, hotsahivina fa tsy hoe : hodiana tsy hita ny fakam-panahy lehibe saika nampivaky roa ny sinodam-paritany, fa amin’izao andro ahatongavanay 04 Septambra 2018 dia isaorantsika an’Andriamanitra fa niravona izany. Ny azo hamehezana azy dia hoe nikija ny orana tao anatiny andro maro fa nibaliaka izy izao .’’

Publié dans Vaovao

Mbola mitohy ny fitakiana ataon'ny ACCMID (Assistant Communal de Campagne MID (Moustiquaires Impregnées D'insecticide) hatramin'izao. Misy amin’izy ireo no voalaza fa tsy mbola nahazo tambin-karama volana martsa sy aprily 2018 ka hatramin'izao nefa nahavita ny asany soa amantsara, toy ny ACCMID DIANA.

Efa nahazo tambin-karama martsa sy aprily ny ankamaroan'ny ACCMID, fa ny sasany kosa tsy mbola naharay na dia Ariary aza, nefa ny fifanaraham-piaraha-miasa andiany voalohany efa tapitra tamin'ny volana jona 2018.

Tsy nahazo tambin’ny solika izay nampanantenain’ny fanjakana tamin'ny “1er contrat” ihany koa ny ACCMID, nefa efa madivadiva ho tapitra ny fizaràna lay misy ody moka. Manao izay ho afany ihany ny tompon'andraikitra eny ifotony mampahatsiahy io tambin-karama tsy voaloa io fa tsy misy tohiny avy any amin’ny ministera.

Publié dans Vaovao
mercredi, 05 septembre 2018 12:54

5 septembre

Journée internationale de la charité.

 

Publié dans Fil info