Filtrer les éléments par date : dimanche, 02 septembre 2018
dimanche, 02 septembre 2018 22:10

BEPC 2018: Le benjamin des candidats a 9 ans

Les épreuves du BEPC débuteront lundi 3 septembre pour les 347.946 candidats inscrits pour cette année scolaire 2017-2018 dont 29 en situation de handicap et 8 candidats étrangers.

171.715 ont choisi l’Option A et 176.231 l’Option B. Le benjamin a 9 ans, tandis que le sénior a plus de 60 ans.

Ils passeront les épreuves dans 1.032 centres d’examen, dont 8 858 salles, de tout le territoire national.

 
Publié dans Fil info

Deux wagons de la ligne FCE (Fianarantsoa Côte-Est) en provenance de Fianarantsoa ont déraillé samedi à la sortie de la bourgade de Ranomena, au PK38, avant le premier tunnel. La vétusté du réseau ferré malagasy serait à l’origine de l’accident.

 
 
Publié dans Fil info

Dans son ouvrage « La loi sur l’opposition: un mal nécessaire », édité à l’Haramattan en 2016, Toavina Ralambomahay politologue, dénonce ce qu’il appelle « l’oppression de l’opposition par la HCC ».

La Constitution de 2010, dans son article 14 alinéa 5 déclare : « La Constitution garantit le droit d'opposition démocratique » et précise dans les alinéas 6 et 7 : « Après chaque élection législative, les groupes politiques d'opposition désignent un chef de l'opposition. A défaut d'accord, le chef du groupe politique d'opposition ayant obtenu le plus grand nombre de suffrages exprimés lors du vote est considéré comme chef de l'opposition officiel.
Le statut de l'opposition et des partis d'opposition, reconnu par la présente Constitution et leur donnant notamment un cadre institutionnel pour s'exprimer, est déterminé par la loi ».

Mais rien n’a été fait dans ce sens durant les 5 années de mandature du président Rajaonarimampianina. Ni les belligérants politiques, ni la HCC n’ont pu officialiser un quelconque « opposant » à l’administration HVM.

Publié dans Editorial

Nisy nisandoka tamin’ny fangataham-bola ny anaran’ny Kardinalin’i Madagasika Tsarahazana Désiré. Tsy niandry ela dia namoaka fanambarana ny mompera Adoré misahana ny seraseran’ny Arsidiosezin’i Toamasina milaza fa : « Ny Kardinaly Désiré Tsarahazana dia tsy manao facebook ary tsy manana kaonty facebook ; koa mampitandrina an'izay olona mampiasa ny anarany na ny sariny na mitonona ho izy any amin'ny tambazotra sosialy rehetra, ka mampiasa ny anarany mba hamitahana ny mpiara-belona. Entanina koa isika mba samy hitandrina sy ho mailo manolona an'ireo tsy kely lalana! Reseo amin'ny soa ny ratsy ».

Publié dans Sociale

Maro ny nahatsapa fa manomboka tsy mitombina ny herinaratra eto Toamasina tato ho ato izay, saika misy hatrany fahatapahan’izany herinaratra izany matetika nefa tsy mbola misy ny fanazavana ofisialy avy amin’ny Jirama Toamasina ny antony, nefa maro ny fiharian’ny olona sy ny filan’ny olona no simba sy mikorontana vokatr'izany.

Saika isan’andro manomboka amin’ny 06ora hatramin’ny 09ora maraina ny fahatapahana voalohany, manodidina ny amin’ny 12ora hatramin’ny 02 na amin’ny 03ora kosa ny faharoa, ary ny hariva no tena somary lavalava kokoa satria mazàna manomboka amin’ny 05ora izany ka tsy miverina raha tsy amin’ny 08ora na amin’ny 09ora alina arakaraka ny Fokontany sy ny tamban-jotra misy.

Publié dans Vaovao

Andro vitsy taorian'ny fanafihana mitam-piadiana nahafatesana olona roa niseho teny Ambalavola ny zoma heriny lasa teo, saron’ny polisy i Dadafara, tovolahy 23 taona anisan’ny nandray anjara mivantana tamin’ny fanafihana niaraka tamina 3 lahy hafa izay mbola karohina fatratra.

Teny Aranta no nahasaronana ity jiolahy raindahiny ity, jiolaly izay efa gadralava kanefa izao mbola mamerin-keloka izao indray. Resaka fanafihana mitam-piadiana ihany koa no efa nampigadra azy, ary vao tsy ela akory izy no nahavita ny saziny dia izao mamerina izao sahady.

Ny alakamisy 30 aogositra no niakatra Fampanoavana ny raharaha ary manaraka izany akaiky ny mponin’i Mahajanga.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Nifamotoana teto amin’ny CIRNFP ny zoma 31 aogositra ireo mpampianatra mikambana ao anatin’ity sendika ity, izay namelabelaran’ny Filoha nasionaly Ratolojanahary Arsène: ’’Mitolona isika, tsy finiavana ny hanao takalon’aina ny zaza Malagasy fa miara resy lahatra isika fa ratsy loatra ny fiainantsika mpampianatra ankehitriny, ary amin’ny mpiasam-panjakana rehetra eto Madagasikara dia ny mpampianatra no faralahy indrindra, nefa tsy maintsy nobeazina mpampianatra ianao vao nandalo tamin’io toerana misy anao io. Na iza na iza tafapetraka eo amin’ny seza dia tokony hitodika izy, fa tsy tonga teo raha tsy nisy mpampianatra. Ary ny tena mampalahelo dia izao, na dia eny andalam-be fotsiny dia efa fantatra iny fa mpampianatra, na ny fomba famindrany, ilazana amintsika fa raha misy mpiasam-panjakana sahirana eto Madagasikara dia isika mpampianatra. Ny olona rehetra mitaingin-tseza ,dia tokony miara-mijery ny asa fampianarana sy ny mpampianatra, ary tsy ekentsika raha mbola izao zavatra iainantsika izao no hodimbiasin’ireo zanakatsika ho amin’ny rahampitso ka mitolona isika.’’

Publié dans Vaovao

Niverina tampoka ny jiro. Tsy nahazaka ny tariby mitondra herinaratra tao amin’ilay trano iray vita amin’ny hazo miorina teo Tanambao ka nitsonika ary niteraka ankosonaratra (court-circuit) niandohan’ny afo. Nirehitra ny trano.

Ny alin’ny sabotsy hifoha ity alahady 2 septambra ity no nitrangan’ny loza teto an-drenivohitry ny faritra Menabe. Tsy tongan’ny fiaran’ny mpamonjy voina ilay toerana, fa tsy mahazaka ny tetezana. Tsy nisy aina nafoy na koa naratra.

Miaina delestazy i Morondava noho ny tsy fahampian’ny solika. Adin’ny 12 amin’ny 24 ora no misy jiro sy rano eto an-tanàna.

 

Publié dans Tselatra
dimanche, 02 septembre 2018 14:38

Mahajanga: Nilaozan’ny herinaratra koa

Miaina anaty haizina ny mponina eto an-drenivohitry ny faritra Boeny sy ny manodidina. Nampandre ny mpanjifa ny Jirama Mahajanga omaly fa “noho ny olana amin’ny famatsiana solika avy amin’ny Galana dia ho tapaka ny jiro amin’ny faritra maro eto Mahajanga tampon-tanàna”. Nionona izay nandre, fa tezitra ny ankamaroany manoloana ity fahatapahan-jiro lava ity.

Mikorontana ny asa fihariana miankina amin’ny herinaratra, mampitebiteby ny tsy fandriampahalemana. Voaelingelina ny tanora mpianatra izay miatrika fanadinana BEPC ny salasalany, mbola ho avy koa ny fanadinana bakalôrea ho an’ireo zokiny.

Ireo mpiala sasatra moa dia somary kivy.

 

Publié dans Tselatra

Installé dans une « zone rouge », ce régiment a pour mission d’éradiquer le phénomène dahalo, afin que la population puisse retrouver la sécurité et la sérénité, pour s’adonner pleinement à ses activités.

Publié dans A la Une
Page 1 sur 2