Filtrer les éléments par date : vendredi, 14 septembre 2018

Androany zoma 14 septambra, tamin’ny folo ora maraina, no nigadona teto amin’ny seranam-piaramanidina ny Kardinaly Tsarahazana Désiré izay notronoiny Arsevekan'Antsiranana Marc Ramaroson.

Publié dans A la Une

Faheresana fanindroany. Izay no vokatra azon'ny Barea Madagasikara tamin'ny lalao roa vitany amin'ny fiadiana ny tompondakan'i Afrika Atsinanana taranja baolina kitra, sokajy vehivavy (Cosafa Coup 2018) tanterahina atsy Afrika Atsimo.

Resin'i Afrika Atsimo tamin'ny isa 2 noho 1 isika tamin'ny lalao voalohany, resy 2 noho 0 indray isika androany nanoloana an'i Malawi.

 

Publié dans Sport

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina 1 km miala an'i Tanambao Andranolava ny asaboty lasa teo, tokony ho tamin'ny fito ora hariva. Fiara Sprinter mitrandraka ny zotra nasionaly avy any Antananarivo ho aty Mahajanga no nivadika.

Raha ny fanazavan'ny mpamily, izay velona soamantsara dia tafalatsaka tamin'ny sisin'arabe ny kodiarana afara ankavanana ka izy hanarina ny fiara iny no vaky ilay kodiarana nilatsaka. Tsy voafehy intsony ny familiana ka niodina nitodika toy ny hiverina ho any Antananarivo indray ny lohan'ny fiara, ary nivadika avy eo. Maty tsy tsa-drano ny vehivavy iray nipetraka teo amin'ny “devant” raha efa niala tany Andranofasika ny olona niara-nipetraka taminy. Mpandeha 5 hafa no naratra mafy.

Publié dans Vaovao

Ouverture officielle, hier jeudi 13 septembre, de la deuxième édition de la Foire Internationale de l'Agriculture (FIA), organisée par le Ministère de l'agriculture et de l'élevage et ses partenaires.

La tenue de cette seconde édition de la FIA est une grande opportunité pour le devenir de l'agriculture, car elle offre une occasion d’apprécier le chemin parcouru, les acquis, et aussi pour faire savoir ce qui est mis en œuvre pour renforcer et structurer la filière. La FIA est toute aussi importante pour les acteurs que pour les visiteurs et les consommateurs.

Publié dans Economie

Hahatratra 6.050 ny mpikambana amin’ny firaisamonim-pirenena sy ny olompirenena tsotra hirotsaka hanara-maso ny fifidianana, hiparitaka any amin’ny 9305 birao-pifidianana amin’ny distrika 34 amin’ny faritra Amoron’i Mania, Analamanga, Atsinanana, Boeny, Sava, Atsimo Andrefana ary Androy.

Ny Sampana Anarahamaso ny Fifidianana Ivon’ny Demokrasia Ifarimbonana SAFIDY dia teraka tao anatin’ny tetikasa FANOA (Fifidianana andraisan’ny Olompirenena andraikitra), izay tohanan’ny vondrona Eoropeana.

 

Publié dans Politique

Hatramin'ity faran'ity volana septambra ity io fepetra io, mifanandrify indrindra amin'ny fankalazana ny volan'ny famindrapo.

 

Publié dans Tselatra

En regardant les images fixes et vidéos prises et tournées à Madagascar, beaucoup sont tentés de dire qu’Andry Nirina Rajoelina draine des foules, surtout les jeunes là où il passe à Madagascar.

Publié dans A la Une

Nivoaka omaly alakamisy 13 spetambra misandratr’andro ny voka-panadinana BEPC 2018 ho an’ny fari-piadidiam-pampianarana na Cisco Toamasina I. 40,46% ny taham-pahafahana raha 38,77% izany ny taona 2017.

Mpianatry ny CEG de Référence-Bazary, izay sekolim-panjakana natsangana, tamin'ny fitondran'i Marc Ravalomanana, ho an’ireo tsara naoty nandritra ny fanadinana CEPE, no nahazo naoty ambony indrindra 18,89/20.

Mpianatry ny St Joseph de Cluny no nahazo naoty tsara faharoa 18,28/20 ary mbola mpianatry ny “CEG de Référence” ny tsara naoty fahatelo 17,61/20.

 

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 14 septembre 2018 08:48

Un intérim de façade

L’ancien chef du Sénat et ex-président du parti HVM, créée par le président sortant Hery Rajaonarimampianina, occupe désormais le fauteuil de président de la République par Intérim, une première en presque 70 ans de République.

Beaucoup de salives et d’encre ont bavé et coulé, et ce depuis 1 an, sur cette éventualité, mais à regarder de près, le PRM PI ressemble à un lion, à qui on a ôté ses griffes et crocs, ou à un cobra sans ses crochets venimeux.

Après sa Décision n°30-HCC/D3 du 7 septembre 2018, portant constatation de la vacance de la présidence de la République et désignant le président du Sénat en tant que président de la République par intérim, la Haute Cour Constitutionnelle (HCC) a sorti un Avis « n°07-HCC/AV du 07 septembre 2018 relatif à une demande d’avis sur les attributions courantes du Président de la République ».

Publié dans Editorial