Filtrer les éléments par date : dimanche, 26 août 2018

Namoy ny ainy androany maraina ilay tovolahy 27 taona, notifirin'ny jiolahy, ka voa teo amin'ny masony sy ny tanany nandritra ny fanafihana teny amin'ny Fokontany Ambalavola-Mahajanga ny zoma 24 aogositra lasa teo. Efa nanao izay ho afany ny mpitsabo saingy tsy tana ny ainy.

Raha tsiahivina, tsena mpivarotra enta-madinika no notafihana jiolahy nitondra fitaovam-piadiana. Maty nandritra io fanafihana io ny naman'ny mpiambina.

Efa manao fanadihadiana sy fikarohana lalina mahakasika izao raharaha izao ny mpitandro ny filaminana.

Publié dans Tselatra
dimanche, 26 août 2018 18:15

Les Ratsiraka: Un duel suicidaire

L’oncle Ratsiraka Didier Ignace et le neveu Ratsiraka Roland Iarovana sont tous les deux partants pour les prochaines élections présidentielles de novembre 2018.

A première vue, personne ne dispute la suprématie de la dynastie « républicaine », Ratsiraka dans la région Atsinanana, il semble qu’à l’intérieur de la famille les dissensions s’étalent de plus en plus en plein jour.

En effet pourquoi les deux se présentent-ils en même temps ? Déjà ce fut le cas en 2013, sauf que le Comité Electoral Spécial (CES) a mis un terme à ce duel fratricide en éliminant Deba et bien d’autres dans le contexte du « NI…NI », commandé par la communauté internationale occidentale qui a, depuis quelques années, financent les élections malagasy.

Cinq ans plus tard, voilà que l’oncle et le neveu se retrouvent de nouveau face à face. 30 ans exactement séparent l’oncle et le neveu, et le premier n’est plus d’une naturelle fraîcheur traînant depuis des années un problème de santé affectant son acuité visuelle.

Publié dans Editorial
dimanche, 26 août 2018 17:41

13e Rallye du Boeny

 Victoire de Tahina et Baovola sur Subaru Impreza

L'équipage mixte Tahina et Baovola remporte la 13é édition du Rallye du Boeny qui s'est tenu dans la Cité des fleurs les 23, 24 et 25 août 2018.

(Voir Suite Photo)

 

Publié dans Sport

Nitrangana haintrano tao amin’ny Fokontany Mahazoarivo Avaratra ny alin’ny sabotsy hifoha Alahady 26 aogositra 2018, ka trano hazo nisy tokantrano dimy. Mpivarotra kafe sy mofo ary mpivarotra saribao sy mpanao lasopy ireny no lasibatra tamin’izany, namela traboina manodidina ny 40.

Kilan'ny afo ny kisoa niisa 5 sy ny entana rehetra tao an-trano.

Raha ny filazan'ny niharam-boina dia avy any ivelan’ny trano ny afo, nanamarina izany ny tovolahy iray natory tao anaty fiara, izay nahita ny afo nidedaka be avy taty ivelany vao taitra nanaitra ny tao anatin’ny trano ary nanakisaka ny fiara haingana.

Publié dans Vaovao