Filtrer les éléments par date : jeudi, 16 août 2018

Ny fanamboarana ny lalana mampifandray ny lalam-pirenena faha-3 sy faha-2 ary ny By-pass no mitarika ny fandravana fotodrafitrasa toy ny trano eto Ambohimahitsy, Kaominina Ambohimangakely. Ny fanjakana no miantoka ny fanonerana ara-bola ireo nalaina ny tany sy ny tranony hanamboarana ny lalana.

Haharitra telo taona ny asa. 60 tapitria euros ny tentimbiny, famatsiam-bola avy amin'ny AFD (Agence Française pour le Développement) sy ny BEI (Banque européenne d'investissement), Union Européenne ary ny Fanjakana malagasy. Ny orinasa SOGEA SATOM no manao ny asa.

 

 

Publié dans Tselatra

Miisa 13 izao ireo kandida nanatitra ny taratasy firotsahan-kofidiany teny amin'ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana. Nametraka ny azy androany i Me Radilofe Mamy Richard avy amin'ny antoko RDS (Roso ho amin’ny Demokrasia Sosialy).

 

Publié dans Tselatra

Mampiantrano ny ivon’ny fankalazana ny jobily faha-50 taonan’ny Fiangonana Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM) sy ny faha-200 taona nidiran’ny Filazantsara, sy ny nahatongavan’i David Jones sy Thomas Bevan teto Antetezampasika, manamorona ny lakandranon’ny Pangalana, ny tanànan’i Toamasina.

Publié dans Vaovao

Parmi les futurs candidats à la course à la présidence figure Roland Iarovana Ratsiraka, neveu de l’ancien président Didier Ignace Ratsiraka.

A 30 ans, il est entré directement dans la vie politique malagasy en 1996, en organisant la campagne victorieuse de son oncle dans la province de Toamasina. 2 ans plus tard (1998), il fonda son propre parti le Toamasina Tonga Saina (TTS), et commença une carrière de parlementaire.

En 1999, après avoir démissionné de son mandat de parlementaire, il a été élu maire du grand port, alors que dans le même temps un certain Marc Ravalomanana a été choisi par les Tananariviens comme leur édile.

En 2002, en soutenant son oncle, il est devenu un opposant déterminé au président Ravalomanana, sûrement, ce fut une des raisons pour sa suspension à la mairie de Toamasina et remplacé par un PDS.

Publié dans Editorial
jeudi, 16 août 2018 08:50

Ambilobe-Vohémar: Hamboarina ny RN5A

Hapetraka anio ny vatofehizoro mariky ny fanombohan'ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-5A.

 

Publié dans Tselatra