Filtrer les éléments par date : mardi, 03 juillet 2018
mardi, 03 juillet 2018 22:11

Kidnapping: Nizar Pirbay libéré

25 jours de détention. C’est le record de la séquestration la plus longue de l’histoire des kidnappings à Madagascar.

Enlevé le 08 juin dernier à Toamasina, Nizar Pirbay a été libéré ce jour 03 juillet 2018 à 6h du matin à Toamasina.

 

 

Publié dans Fil info

Hampiasaina avy hatrany manomboka rahampitso 4 jolay 2018 io sary famantarana vaovaon’ny Ny Minisitry ny Asa Vaventy sy ny Fotodrafitrasa (MTPI) io.

Izay ilay takian’ny fanovana ?

(Jereo sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Le Gouvernement mise sur le changement en utilisant de nouvelles approches pour l’apaisement et la sécurité. Lors de son déplacement dans la région Menabe, le Premier ministre Ntsay Christian a été ferme en donnant l’instruction qu’il faut instaurer cette sécurité pour promouvoir le tourisme car c’est un élément qui contribue de façon significative à la croissance économique.

Ainsi, il a souligné que désormais, la vindicte populaire ne sera plus tolérée, et que le peuple doit confier le règlement des problèmes d’insécurité, aux responsables concernés.

Publié dans Politique

L’Ambassadeur de Maroc à Madagascar, Mohammed Benjilany, a été reçu ce jour par le Premier Ministre, Chef du Gouvernement, Ntsay Christian. Il s’est exprimé à propos de l’élection présidentielle.

L’Ambassadeur a avancé que les conditions sont réunies pour que le peuple Malagasy puisse élire le représentant de son choix, et que l’on en attend la tenue aux dates annoncées.

(Voir suite Galerie Photo)

 

Publié dans Fil info
mardi, 03 juillet 2018 20:41

Fifidianana: Tsy misy olana ny vola

Nanome toky ny minisitry ny fitantanam-bola sy ny tetibola, Vonintsalama Andriambololona fa tsy misy tokony ahiana ny amin’ny vola hanatontosana ny fifidianana.

Laharampahamehan’ny governemanta ny fifidianana hoy ramatoa minisitra ka tsy maintsy misy vahaolana amin’ny vola hanatontosana izany, na ny anjaran’ny fanjakana na ny entin’ireo mpiaramiombon’antoka amin’i Madagasikara.

Nohariny amin’ny fomba fitadiavana vola iatrehana ny loza voajanahary, toy ny amin’ny vanim-potoanan’ny rivodoza ny fitadiavana vola hanatontosana ny fifidianana.

 

Publié dans Tselatra

Ambatovy est une locomotive de l'industrie minière à Madagascar, 7000 emplois directs et indirects, 35.000 T de nickel exportés en 2017, et 45.000 T prévus en 2018 sur une capacité de production maximale annuelle de 60.000T.

Le groupe japonais Sumitomo est actionnaire majoritaire d’Ambatovy, il porte sur 47,7% du capital.

 

Publié dans Fil info

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana aty amin'ny Kaominina Tanambao Besakay, Distrikan'Ambatondrazaka, ankoatra ny vaky vala sy ny fanendahana.

Nisehoana doro trano ny herinandro teo taty an-toerana ka toeram-pivarotana miisa 12 no lasibatra tamin'izany.

Saro-dalana Tanambao Besakay ka io no afahan'ny jiolahy manao izay danin'ny kibony.

 

Publié dans Tselatra

Hisy lanonambe hanatanterahana izany ao Vangaindrano ny 13, 14 ary 15 jolay ho avy izao. Ho avy any an-toerana ireo Ampanjaka sy olobe amin’ireo foko voakasik’izany mandritra io telo andro io. Omby hatrany amin’ny 20 any no hovonoina mandritra izany.

 

Publié dans Tselatra

Mahery ny 120 no lahatsoratra voasivana teo amin'ny famoahana ny gazety Lakroan'i Madagasikara teo anelanelan'ny 1975 sy 1989. Tany amin'ny taona 1985 no betsaka indrindra tamin'izany.

Namoaka "Magazine spécial" na gazety boky manokana ahitàna ny sombiny amin'izany fanadihadihana voasivana izany ny gazety ho fanamarihana ny faha-90 taona nisiany. Nampafantarina ity tolakandron'ity talata 3 jolay ity izany tao amin'ny trano malalaka ao amin'ny kolejy SFX Ambatomena.

Publié dans Art et Culture

Nisy nametaveta ny Fiangonana Eglizy Katôlika Romanina Notre Dame du Mont Carmel Ambarilava Moramanga. Nopotehin’ireo olon-dratsy sy nazerany tamin’ny tany ny sarin’i Jesoa Kristy mifantsika amin'ny hazo fijaliana, noravaravaina sy nosimbaina ny Tabernakla sy ny Latabatra Masina.

Nanameloka izao tranga izao avokoa na ny mpino avy amin’ny antokom-pivavahana hafa aza.

(Jereo sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2