Filtrer les éléments par date : dimanche, 15 juillet 2018

« Ne te laisse pas vaincre par le mal, mais surmonte le mal par le bien » Romain 12, 21. Ce fut le thème de la messe de réception du Cardinal Désiré Tsarahazana par l’Archidiocèse de Toamasina, dont il est l’Archevêque, ce 15 juillet.

Le Président de la République, Hery Rajaonarimampianina, et son épouse ont assisté à cette messe solennelle, au stade du collège Stella Maris, accompagné de plusieurs personnalités, dont le Premier Ministre, Christian Ntsay, le Président de l’Assemblée Nationale, Jean-Max Rakotomamonjy, l'ancien président de la transition Andry Rajoelina.

Publié dans Politique
dimanche, 15 juillet 2018 22:08

Morondava: Mikomy ireo sefo Fonkontany

Hanatitra fitokonana any aminy Préfecture ireo sefo Fokontany miisa 18 eto Morondava ary milaza ny tsy handray anjara amin'ny fanatanterahana ny fifidianana raha tsy averina amin'ny toerany ny sefo Fokontany Avaradrova, sady filohan'ny fikambanan'ny sefo Fokontany ato amin'ny Distrikan'i Morondava, Atoa Romly.

Publié dans Tselatra

Nisarika ny sain’ny maro tokoa, satria tena vao haingana loatra no nisian’ny fitsenana miezinezina olona ambony teto Toamasina izay tsy toy ny tamin’ity indray mitoraka ity, satria dia nampiasain’ireo tompon’andraikitra teo anivon’ny fiadidiana ny fanohanana ny filoha ny fomba rehetra hahazoan’olona hitsena azy eny amin’ny seranam-piaramanidina Ambalamanasa.

Ny Sabotsy 14 Jolay tokoa no tonga taty Toamasina ny filoha Hery Rajaonarimampianina. Maromaro ny fandaharam-potoana tamin’io satria tamin’izay no nitokanana ilay sekoly fanabeazana fototra manara-penitra ao Ankirihiry, dia ny EPP Todivelona Raphael.

Publié dans Vaovao

Nidina an-dalambe milanja sorabaventy ny mponina eto Avaradrova-Morondava, tsy manaiky ny fanesorana ny sefo Fokontanin'izy ireo noho ny antony politika.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Le député Leader Fanilo élu à Vangaindrano, Razafimily Constance est décédé à Farafangana suite à un AVC.

Il vient de participer à la cérémonie d'amitié Fizivana entre les Betsileo et les Antesaka à Vangaindrano.

 

Publié dans Fil info

Notontosaina teo amin'ny kianja Stella Maris ny lamesa lehibe voalohany notarihin'i Kardinaly Tsarahazana Désiré, rehefa tsy nahazo alalana tamin'ny Ben'ny Tanàna ny saika hanaovana azy teny amoron-dranomasina manoloana ny Katedraly St Joseph Ampasimazava.

Publié dans A la Une

Le député Leader Fanilo élu à Vangaindrano, Razafimily Constance est décédé à Farafangana suite à un AVC.

Publié dans A la Une

Samy eto amin'ny lamesa tarihin'i Kardinaly Tsarahazana Désiré i Hery Rajaonarimampianina sy Andry Rajoelina, saingy misara-toerana.

Hery Rajaonarimampianina sy ny praiminisitra Ntsay Christian miaraka amin'ireo minisitra ary ary parlemantera eo ankavian'ny sehatra misy ny Kardinaly, i Andry Rajoelina kosa ankavanana miaraka amin'ireo olona nasaina.

Tonga eto avokoa ireo Eveka eto Madagasikara.

 

Publié dans Tselatra